AMBATOLAMPY
LOCALISATION
Toerana misy azy
CATÉGORIES
Sokajy
NOUS CONTACTER
Hifandray aminay
Hifandray aminay
Pour le moment, nous n'avons pas le temps de recevoir des appels téléphoniques directement. Vous pouvez donc nous écrire par SMS et MMS (peut être payants), EMAIL, MESSENGER (vous trouverez en bas de cette page l'icône), ou écrire dans le champ de commentaire "Entrez vos commentaires ici" puis cliquez sur "Publier un commentaire". Vous pouvez également déposer des fichiers comme des photos dans le champ "Déposez les fichiers ici OU Sélectionnez les fichiers".
Hatreto dia tsy mbola misy ny fotoana ahafahana mandray antso mivantana. Noho izany, azonao atao ny manoratra amin'ny alalan'ny SMS sy MMS (Mety andoavam-bola manokana anefa !), na EMAIL, na MESSENGER (Jereo erý amin'ny farany ambany amin'ny pejy ny 'icône' ahafahan miditra aminy), na manoratra eo amin'ny saha erý ambany 'Entrez vos commentaires ici' dia avy eo manindry ny 'Poster le commentaire'. Azonao atao ihany koa ny mametraka 'Fichiers' toy ny sary eo amin'ny saha 'Déposez les fichiers ici OU Sélectionnez les fichiers'.
SERVICES D'URGENCE
Sampan-draharaha vonjy maika
Sampan-draharaha vonjy maika
ÉTABLISSEMENTS DE SANTÉ
Tobim-pitsaboana
Tobim-pitsaboana
Centre Hospitalier de Référence de District (CHRD) AMBATOLAMPY
· Voir l'emplacement sur Google Map
Hôpital CSB2 Haute-ville
Clinique TAMBATRA Andafiatsimo
Dispensaire Saint Paul Anjarasoa
Dispensaire SALAMA Ankodondona
PERSONNEL DE SANTÉ
Mpiasan'ny fahasalamana
Mpiasan'ny fahasalamana
PHARMACIES
Fivarotam-panafody
Fivarotam-panafody
Pharmacie Ambanimaso
Pharmacie d'Ilampy Andafiatsimo
Pharmacie Homéo pharma
AMBULANCES - POMPIERS
Fiara mpitondra marary - Mpamonjy voina
Fiara mpitondra marary - Mpamonjy voina
FORCES DE L'ORDRE
Mpitandro ny filaminana
Mpitandro ny filaminana
Commissariat de la police nationale Ambatolampy
Commandement de compagnie de la gendarmerie nationale AMBATOLAMPY
- Commandant de compagnie AMBATOLAMPY : 0341401450
Brigade de la gendarmerie nationale AMBATOLAMPY
- 0340570088
Brigade de sécurité routière de la gendarmerie nationale AMBATOLAMPY :
- 0341400762
Source d’info de la gendarmerie : Compte Facebook CIRGN Antananarivo
SERVICES D'URGENCE DE L'ADMINISTRATION
Sampandran-draharaha vonjy taitra
Sampandran-draharaha vonjy taitra
STATIONS SERVICE
Mpivarotra solika
Mpivarotra solika
STATIONS-SERVICE
SHELL Ambanimaso
- Prix Essence :
- Prix Gasoil :
- Prix Pétrole :
GALANA ILAMPY Ambanimaso
- Prix Essence :
- Prix Gasoil :
- Prix Pétrole :
TOTALENERGIES MIMOSA Ambodiriana
- Prix Essence : 5.900Ar/L
- Prix Gasoil : 4.900Ar/L
- Prix Pétrole : 2.320Ar/L
AUTRES SERVICES D'URGENCE
Sampan-draharaha vonjy taitra hafa
Sampan-draharaha vonjy taitra hafa
Urgence JIRAMA
ANNONCES
Fampahafantarana
Fampahafantarana
ÉVÉNEMENTS À VENIR
Hetsika ho avy
Hetsika ho avy
À PROPOS
Ny mombamomba
Ny mombamomba
La commune urbaine d’AMBATOLAMPY est située à 68 km au sud d’Antananarivo, capitale de Madagascar. Elle fait partie du district d’Ambatolampy 104 de la région du Vakinankaratra et est traversée par la route nationale 7 reliant Antananarivo à la ville de Tuléar.
68 Km atsimon’Antananarivo renivohitr’i Madagasikara no misy ny kaominina ambonivohitra Ambatolampy, ao anatin’ny distrikan’Ambatolampy 104, an’ny faritra Vakinankaratra, ary andalovan’ny lalam-pirenena faha-7 izay mampifandray an’Antananarivo sy ny tanànan’i Toliara.
LOCALISATION - ACCÈS - VOIES
Toerana misy azy - Fahafahana miditra ao - Làlana
Toerana misy azy - Fahafahana miditra ao - Làlana
LOCALISATION - ACCÈS
Toerana misy azy - Fahafahana miditra ao
Toerana misy azy - Fahafahana miditra ao
COORDONNEES
19°23’ Sud, 47°25’ Est
EMPLACEMENT
La commune urbaine Ambatolampy est traversé par la route nationale 7 reliant la capitale de Madagascar Antananarivo et la ville de Toliary
Distance Antananarivo – Ambatolampy (Antampontanana) : 68 Km
NORD : Commune rurale d’Andriambilany (District Ambatolampy 104)
NORD – OUEST : Commune rurale de Manjakatompo (District Ambatolampy 104)
SUD : Commune rurale d’Ambohimpihaonana (District Ambatolampy 104)
OUEST : Commune rurale de Tsiafajavona Ankaratra (District Ambatolampy 104)
SUD - OUEST : Commune rurale de Andravola Vohipeno (District Ambatolampy 104)
EST : District rurale de Morarano (District Ambatolampy 104)
ROUTES RELIANT LA VILLE D’AMBATOLAMPY À D’AUTRES VILLES
ANTANANARIVO - AMBATOLAMPY VIA RN7
Distance : 68Km
État de route : assez bon
Fréquence : Tous les jours
Temps de trajet : 2H
Frais de transport : Plus de 6.000Ar/personne pour les taxis-brousse
ANTSIRABE - AMBATOLAMPY VIA RN7
Distance : 100Km
État de route : assez bon
Fréquence : Tous les jours
Temps de trajet : Plus de 2H pour les taxis-brousse
Frais de transport : Plus de 8.000Ar/personne pour les taxis-brousse
AMBATOLAMPY – BEHENJY VIA RN7
Distance : 23 Km
État de la route : Goudronnée (Assez bon)
Moyen de transport : Taxi-brousse tous les jours
Temps de trajet en taxi-brousse :
Frais de transport :
AMBATOLAMPY – ANKADILALANA (ANDRIAMBILANY) VIA RN7
Distance : 13 Km
État de la route : Goudronnée (Assez bon)
Moyen de transport : Taxi-brousse tous les jours
Temps de trajet en taxi-brousse :
Frais de transport :
AMBATOLAMPY – AMBOHIMPIHAONANA VIA RN7
Distance : 12 Km
État de la route : Goudronnée (Assez bon)
Moyen de transport : Taxi-brousse tous les jours
Temps de trajet en taxi-brousse :
Frais de transport :
AMBATOLAMPY – MORARANO
Distance : 8 Km
État de la route :
Moyen de transport :
Temps de trajet en taxi-brousse :
Frais de transport :
Contact Taxi-brousse :
AMBATOLAMPY – AMBATONDRAKALAVAO
Distance : 13 Km
État de la route :
Moyen de transport :
Temps de trajet en taxi-brousse :
Frais de transport :
Contact Taxi-brousse :
AMBATOLAMPY – ANTSAMPANDRANO
Distance : 30 Km
État de la route :
Moyen de transport :
Temps de trajet en taxi-brousse :
Frais de transport :
Contact Taxi-brousse :
AMBATOLAMPY – TSINJOARIVO
Distance : 43 Km
État de la route :
Moyen de transport :
Temps de trajet en taxi-brousse :
Frais de transport :
Contact Taxi-brousse :
AMBATOLAMPY – AMBODIFARIHY FENOMANANA
Distance : 18 Km
État de la route :
Moyen de transport :
Temps de trajet en taxi-brousse :
Frais de transport :
Contact Taxi-brousse :
AMBATOLAMPY – ANTANAMALAZA
Distance : 28 Km
État de la route :
Moyen de transport :
Temps de trajet en taxi-brousse :
Frais de transport :
Contact Taxi-brousse :
AMBATOLAMPY – ANTAKASINA
Distance :
État de la route :
Moyen de transport :
Temps de trajet en taxi-brousse :
Frais de transport :
Contact Taxi-brousse :
AMBATOLAMPY – ANTANIMASAKA
Distance : 20 Km
État de la route :
Moyen de transport :
Temps de trajet en taxi-brousse :
Frais de transport :
Contact Taxi-brousse :
AMBATOLAMPY – ANKENIHENY (TSIAFAJAVONA ANKARATRA)
Distance : 13 Km
État de la route :
Moyen de transport :
Temps de trajet en taxi-brousse :
Frais de transport :
Contact Taxi-brousse :
AMBATOLAMPY – ANDRAVOLA VOHIPENO
Distance : 11 Km
État de la route :
Moyen de transport :
Temps de trajet en taxi-brousse :
Frais de transport :
Contact Taxi-brousse :
AMBATOLAMPY – SABOTSY NAMATOANA
Distance : 25 Km
État de la route :
Moyen de transport :
Temps de trajet en taxi-brousse :
Frais de transport :
Contact Taxi-brousse :
AMBATOLAMPY – MANJAKATOMPO
Distance : 13 Km
État de la route :
Moyen de transport :
Temps de trajet en taxi-brousse :
Frais de transport :
Contact Taxi-brousse :
AMBATOLAMPY – BELAMBO ANDAPA
Distance : 13 Km
État de la route :
Moyen de transport :
Temps de trajet en taxi-brousse :
Frais de transport :
Contact Taxi-brousse :
AMBATOLAMPY – ANDRIANTSIVALANA
Distance :
État de la route :
Moyen de transport :
Temps de trajet en taxi-brousse :
Frais de transport :
Contact Taxi-brousse :
MOYENS DE TRANSPORT POUR SE RENDRE À AMBATOLAMPY
TAXI-BROUSSE PREMIUM
TAXI-BROUSSE
TRANSPORTS EN VILLE
BAJAJ
- Frais de transport sur Ambanimaso - Andafiatsimo via RN7 : 800Ar
- Frais de transport sur d'autres trajets : Plus de 1.000Ar
POUSSE-POUSSE
- Frais de transport en fonction de la distance et des bagages
TAXI
- Frais de transport en fonction de la distance
TOERANA MISY NY TANANAN'AMBATOLAMPY
Ny Kaominina ambonivohitra AMBATOLAMPY dia andalovan'ny lalam-pirenena fahafito mampitohy an'Antananarivo renivohitr'i Madagasikara sy ny tanànan'i Toliary
Elanelana mampisaraka an’Antananarivo sy Ambatolampy (Antampontanana) : 68 Km
VOIES
Làlana
Làlana
RÉSEAUX DE COMMUNICATION
Fitaovam-pifandraisan-davitra
Fitaovam-pifandraisan-davitra
TÉLÉPHONIE ET INTERNET
Existence de réseau mobile : OUI
Connexion Internet à l'appareil mobile : 5G
Opérateur de téléphonie mobile : Telma, Orange, Airtel
GÉOGRAPHIE
Jeografia
Jeografia
ALTITUDE : 16644m
SUPERFICIE : 163800Ha = 1638 km2
CLIMAT
Consulter https://www.meteomadagascar.mg/
Les températures minimales normales varient entre 9°C et 14°C, les valeurs maximales entre 22°C et 25°C.
Froid en hiver le matin : 1°C
CARACTERISTIQUES PHYSIQUES DE CERTAINS LIEUX
HAFANANA
Azonao atao ny mijery ny momba ny toetr'andro amin'ny https://www.meteomadagascar.mg/
Amin'ny ankapobeny dia eo anelanelan'ny 9°C sy 14°C ny hafanana ambany indrindra, ary manodidina ny 24°C ny hafanana ambony indrindra.
Amin'ny ririnina dia mety hidina hatrany amin'ny 1°C amin'ny alina sy ny maraina.
NY MAMPIAVAKA NY TOETANY AMIN’NY TOERANA SASANY
Bemasoandro andrefana
Toerana manjavona tsy dia mahita masoandro raha tsy ny atoandro. Ny hariva kosa dia mirefarefa miankandrefana ny taramasoandro ka izany no nanaovan'ny olona taloha io toerana io hoe "Bemasoandro andrefana".
HISTOIRE
Tantara
Tantara
L'ORIGINE
Ny niandohany
Ny niandohany
NY NIORENAN'NY TANANA TANY AM-PIANDOHANA
Tokony ho tamin'ny taona 1840 no niorina voalohany ny tanànan'Ambatolampy, ary AMBONILOHA no anarany tamin'izany fotoana izany. Tao ANTAMPONTANANA misy ny tsangambato ankehitriny no nanorenana azy voalohany.
Ny nanorina azy dia ireo iraka na solontenan'i mpanjaka RANAVALONA I. Misy milaza fa ANDRIANAMPOINIMERINA, ao ny manondro an-DRADAMA Voalohany izay sendra nandalo tamin'iny tamponkavoana misy ny toeram-pitsaboana iny izay nandeha hitsidika any Betsileo.
Valo lahy niaraka tamin'ny fianakaviany no isandry zareo, ary taty aoriana dia niampy sivy lahy. Teny an-tanety ambonin'ny toeram-pitsaboana ankehitriny no nanorim-ponenana izy valolahy. Avy eo nizarazana samy naka ny fonenany avy. Ny sasany teo amin'ny toerana misy ny trano fonenan'ny sefo distrika ankehitriny no nanao hady vory, ny hafa teo Ambanimaso, nisy ny tao Ambongotsara, ny teny Ankondondona. Izy ireo dia napetraky ny fitondram-panjakana mba ho mpitondra mailo (courrier), izany hoe misy mpitondra mailo avy any Antananarivo manatitra taratasy na entana manketo Ambatolampy, ny eto Ambatolampy indray manatitra izany any Antsirabe. Teo AMBODIRIANA no biraon'ny paositra. AMPIANDRITARATASY no anaran'AMBODIRIANA tamin'izany fotoana izany.
Tamin'ny fotoana niorenan'ny tanàna voalohany dia tsy nisy mpanjaka teto Ambatolampy fa tany ANTANANARIVO ny mpanjaka. RAINIBOTO no anaran'ny governora mpitondra baiko avy amin'ny manam-pahefana. Nipetraka teto izy ary nanao didy jadona sy henjana tokoa ka tsy nisy sahy nandà azy. Avy any Tanjombato ny tanindrazany, ary izy no nifehy ny valolahy toa an-dry Rainimiandra, Dadaparany, Rainiketamanga, Ratrano. Izay miseho ho maditra sy mafy loha dia notendreny ho any amin'ny toerana be tazo toa an'i Miandrivazo. Rehefa nanambady izy valolahy dia naka vady tany amin'ny nihaviany dia Fenoarivo sy Soanierana.
Tantara araka ny lovan-tsofina
1. Avy any Amboniloha ao Arivonimamo, hono, ireo iraka valolahy ka izany no nampitondràny ny anaran'ny tanàna hoe Amboniloha.
2. Efitra ity toerana ity fahiny fa nametrahan-dRadama I voanjo (colon) notarihin-dRainiteva sy Rafaralahimamabo avy any Amboniloha avaratr'Ankaratra ka dia nataony hoe Amboniloha koa ny anaran'Ambatolampy.
3. Noho ny vatolampin'Ambodiriana (làlana mankany amin'ny Haras) izay lalan'andriana taloha no nahatonga azy ihany koa hoe Ambatolampy.
4. Avy amin'ny anaran'ny fiangonana naorin'ny Misiônera protestanta anglisy tao Ambatolampy (antsoina hoe "Ambatolampy ambany" ankehitriny izay 6km miatsinanana) izay taty aoriana nafindra teto Amboniloha noho ny taranaky ny valolahy nihamaro ka nanaraka ny anaran'ny fiangonana koa ny anaran'ilay tanàna niorenany.
5. Teo Ambodiriana dia toerana fanapahan-doha ireo olona noheverina ho meloka, ary rehefa tapaka ny lohany dia nahantona sy nalahatra teo daholo.
PRINCIPAUX CHANGEMENTS
Fiovàna lehibe
Fiovàna lehibe
ZAVA-NISY NANDRITRA NY FANJANAHAN-TANY FRANTSAY
Raha vao niditra ny vazaha frantsay dia nataony paositra sy Toby miaramila Ambatolampy. Teto no nitoby ny miaramila Arabo sy Senegaly niaraka tamin'ny Frantsay nampandry tany.
HISTOIRE DE CERTAINS LIEUX
Tantaran'ny toerana sasany
Tantaran'ny toerana sasany
Ambodiriana
- Andesoka no anaran'io toerana io taloha. Nisy dobo lehibe teo saingy novakian'ny olona, nanaovany lakandrano mba ahafahan'ny rano mivoaka miatsinanana akaikin'ny tanàna. Taty aoriana dia nantsoina hoe Ambodiriana ilay toerana.
- Nataon'ny Senegaly (Mpampandry tany niaraka tamin'ny Frantsay) filomanosana io dobo izay nomeny anarana hoe Andesoka io. Nony nahita ilay rano mikoriana ambony vato tery ambony ireo Senegaly ireo dia hoy izy ireo "Rano mikorena ambody vato rano". Hoy ny Malagasy : rano ambodin'ny vato, dia raikitra ny anarana hoe "Ambodiriana".
Ambanimaso
- Raha vao midina avy aty Andohamandry (Haute-ville) dia mahita an'Ambanimaso ka nahatonga ilay fitenenana hoe "Aza ataonareo ambanimaso tsy hita izy". Izany no nahatonga ny anarana hoe "Ambanimaso".
Antanimarina
- Fahiny dia lemaka sy marina io toerana io ary tsilo raketa no betsaka naniry teo. Nesorin'ny olona ny raketa teo ary nanorim-ponenana sy niompy ary namboly teo izy ireo ka nataony hoe "Antanimarina" ilay toerana.
Bemasoandro atsinanana
- Rehefa niasa teo akaikin'ny tanàna ity olona iray indray andro dia nahatsiaro nangatsiaka vetivety foana teo. Tsy nahazo hafanana izy ka lasa nitaninandro teny atsinanan'ny tanàna fa sendra misandratr'andro indrindra tamin'izay, ka dia izany no nanomezany io anaran-toerana io hoe Bemasoandro atsinanana.
Bemasoandro andrefana
- Toerana manjavona tsy dia mahita masoandro raha tsy ny atoandro. Ny hariva kosa dia mirefarefa miankandrefana ny taramasoandro ka izany no nanaovan'ny olona taloha io toerana io hoe "Bemasoandro andrefana".
Ankodondona
- Bongantany mainty no teo amin'io toerana io. Nasain'ny olona ka novoleny mangahazo. Vokatra tokoa ny mangahazo novolena teo ka izany no nanomezan'ny olona anarana io toerana io.
Andafiatsimo
- Atsimon'ny renirano na morona, sady farany atsimo amin'ny tanànan'Ambatolampy.
Zohin’i RAINIBOTO
- Ao antampon'ny Manatoandro no misy ilay zohy. Misy lavaka roa kely sy lehibe ao. Nisy loharano teo amin'ilay kely ka nidina tao amin'ilay ngeza. Rehefa ririnina dia maina ilay zohy ka nisy biby nipetraka tao. Maty ilay biby, ka navoakan'ny mpiandry omby ny taolany dia nataony filalaovana ka nanjary natao hoe "lava-biby".
Lavaky Zoma
- Nisy songomby nenjehin'ny olona hono ka nisitrika tao ary hoy ireo mpanenjika hoe : lasa nisitrika ao anaty zoma.
- Nisy kirihitr'ala tao izay niafenan'ny fahavalo hanafika ny tanàna.
ANDRO TSENA
- Alatsinainy : Teo amin'ny toerana misy ny tranom-paraky ankehitriny no nisy azy taloha
- Alakamisy : Tany Ambohipeno no nanorenana azy tamin'ny taona 1928 vao nafindra teto Ambatolampy.
Tsangambato Antampontanana
- Tsangambato namboarina tamin'ny 1922 mba ho fahatsiarovana ireo Malagasy maty nanampy ny Frantsay tamin'ny ady lehibe voalohany (1914 - 1918). Talohan'izay dia fasana no teo amin'io toerana io.
- Tsangambato fahatsiarovana ireo tia tanindrazana malagasy maty tamin'ny raharaha 1947 noho ny fanoherany ny fanjanahan'ny Frantsay.
- Tsangambato fahatsiarovana an'i Andrianary Ratianarivo izay mpanatalenta namorona ilay tropy mpanao teatra nalaza teto Madagasikara.
POPULATION
Mponina
Mponina
Nombres d’inscrits aux élections législatives de 2024 : 20 671
Population majoritaire du groupe ethnique Merina
Isan'ny mpifidy tamin'ny fifidianana solombavambahoaka 2024 : 20 671
Avy amin'ny foko Merina ny ankamaroan'ny mponina
CULTURE - TRADITION
Kolotsaina - Fomban-drazana
Kolotsaina - Fomban-drazana
ÉVÉNEMENTS TRADITIONNELS
Famadihana
Hira gasy
Didim-poitra
HETSIKA NENTIM-PAHARAZANA
Famadihana
Hira gasy
Didim-poitra
ECONOMIE
Toekarena
Toekarena
LES PROFESSIONNELS ET ENTREPRISES DE LA COMMUNE URBAINE AMBATOLAMPY
EMPLOI
Asa
Asa
ADMINISTRATION - POLITIQUE
Fitantanan-draharaham-panjakana - Politika
Fitantanan-draharaham-panjakana - Politika
CIRCONSCRIPTIONS
Ireo faritra samihafa
Ireo faritra samihafa
LES FOKONTANY ET SECTEURS DANS LA COMMMUNE
Il y a 9 Fokontany dans la municipalité : Antampontanana, Ambodiriana, Ambanimaso I, Ambanimaso II, Bemasoandro atsinanana, Andafiatsimo, Ankodondona I, Ankodondona II, Ambatomena
1. Antampontanana (Haute-Ville)
Secteurs : Antampontanana, Hôpitaly, Andohasahabe, Mahafeno, Bemasoandro andrefana, Ambodifarihy
2. Ambodiriana
Secteurs : Ambodiriana, Haras, Antonenana, Andohafarihy
3. Ambanimaso I
Secteurs : Ambanimaso, Antanimarina, Ambohitsoa, Amboniatsinanana, Ambonin'ny Tonelina
4. Ambanimaso II
Secteurs : Travaux, Andrefan'ny gara, Tsarazaza, Anjanamihoatra, Ambodivona, Andriakely
5. Bemasoandro atsinanana
Secteurs : Bemasoandro atsinanana, Anjarasoa
6. Andafiatsimo
Secteurs : : Andafiatsimo, Nazareta ambany, Nazareta ambony, Ambohitradala, Amboniatsimo, Malamamaina
7. Ankodondona I
Secteurs : Ankodondona
8. Ankodondona II
Secteurs : Amboniandrefana, Mahazina, Fiantsonana, Mananetivohitra, Soavinandriana, Morarano, Andavabato
9. Ambatomena
Secteurs : Ambatomena
IREO FOKONTANY SY VOHITRA AO ANATINY
Misy Fokontany 9 Fokontany ao anatiny : Antampontanana (Haute-Ville), Ambodiriana, Ambanimaso I, Ambanimaso II, Bemasoandro atsinanana, Andafiatsimo, Ankodondona I, Ankodondona II, Ambatomena
1. Antampontanana (Haute-Ville)
Vohitra : Antampontanana, Hôpitaly, Andohasahabe, Mahafeno, Bemasoandro andrefana, Ambodifarihy
2. Ambodiriana
Vohitra : Ambodiriana, Haras, Antonenana, Andohafarihy
3. Ambanimaso I
Vohitra : Ambanimaso, Antanimarina, Ambohitsoa, Amboniatsinanana, Ambonin'ny Tonelina
4. Ambanimaso II
Vohitra : Travaux, Andrefan'ny gara, Tsarazaza, Anjanamihoatra, Ambodivona, Andriakely
5. Bemasoandro atsinanana
Vohitra : Bemasoandro atsinanana, Anjarasoa
6. Andafiatsimo
Vohitra : Andafiatsimo, Nazareta ambany, Nazareta ambony, Ambohitradala, Amboniatsimo, Malamamaina
7. Ankodondona I
Vohitra : Ankodondona
8. Ankodondona II
Vohitra : Amboniandrefana, Mahazina, Fiantsonana, Mananetivohitra, Soavinandriana, Morarano, Andavabato
9. Ambatomena
Vohitra : Ambatomena
SERVICES ADMINISTRATIFS
Sampandraharaham-panjakana
Sampandraharaham-panjakana
COMMUNE URBAINE AMBATOLAMPY
Voir son emplacement dans Google Map
HORAIRE D’OUVERTURE :
SERVICES DANS LA COMMUNE / DEMARCHES ADMINISTRATIVES
- Etat-civil :
- Demande d’acte d’Etat civil
- Déclaration de naissance
- Reconnaissance d’un enfant
- Parrainage civil
- Mariage
- PACS
- Décès
- Livret de famille
- Papiers – citoyenneté
- Carte Nationale d’identité et passeport
- Voter
- Légalisation de signature
- Certificat de vie
- Certificat de vie commune
- Recensement citoyen (Liste des électeurs)
- Administratif et infrastructures
- Location de salles, terrains et de matériels
- Urbanisme
- Demande d’autorisation (Construction des maisons…)
INFRASTRUCTURES MUNICIPALES
STADE MUNICIPAL D'ANDAFIATSIMO
Voir son emplacement dans Google Map
STADE MUNICIPAL HAUTE-VILLE
Voir son emplacement dans Google Map
SALLE MUNICIPALE D'ANDOHASAHABE
Voir son emplacement dans Google Map
BUREAU DE CHAQUE FOKONTANY
BUREAU FOKONTANY HAUTE-VILLE
Voir son emplacement dans Google Map
Horaires d’ouverture
BUREAU FOKONTANY AMBODIRIANA
Voir son emplacement dans Google Map
Horaires d’ouverture
BUREAU FOKONTANY ANDAFIATSIMO
Voir son emplacement dans Google Map
Horaires d’ouverture
BUREAU FOKONTANY BEMASOANDRO
Voir son emplacement dans Google Map
Horaires d’ouverture
BUREAU FOKONTANY ANKODONDONA I
Voir son emplacement dans Google Map
Horaires d’ouverture
BUREAU FOKONTANY ANKODONDONA II
Voir son emplacement dans Google Map
Horaires d’ouverture
BUREAU FOKONTANY AMBANIMASO I
Voir son emplacement dans Google Map
Horaires d’ouverture
BUREAU FOKONTANY AMBANIMASO II
Voir son emplacement dans Google Map
Horaires d’ouverture
BUREAU FOKONTANY AMBATOMENA
Voir son emplacement dans Google Map
Horaires d’ouverture
CSB 2 HAUTE-VILLE
Voir son emplacement dans Google Map
Horaires d’ouverture
Services
BIBLIOTHÈQUE MUNICIPALE
Voir son emplacement dans Google Map
Horaires d’ouverture
+ Terrains de sport municipaux
+ Tranompokonolona
POLITIQUE
Politika
Politika
PERSONNALITÉS POLITIQUES
1ER RÉPUBLIQUE DE MADAGASCAR
RASAMIMANANA Jean Chrysostome
· Maire de la commune Ambatolampy entre 1960 et 1965
RAJOSVA H. Alfred
- Maire de la commune Ambatolampy entre 1965 et 1970
RAKOLONA
- Maire de la commune Ambatolampy entre 1970 et 1977
2ÈME RÉPUBLIQUE DE MADAGASCAR
RAKOTOZAFY Jules
- Président du comité du Firaisam-pokontany Ambatolampy entre 1977 et 1982
RAHOLDINA Fiara H. A.
- Président du comité du Firaisam-pokontany Ambatolampy entre 1982 et 1989
RATSIMIJERIMANANA Edouard Tovoson
- Président du comité du Firaisam-pokontany Ambatolampy entre 1989 et 1990
RAKOTONIRINA Panoelison Jean Louis
- Président du comité du Firaisam-pokontany Ambatolampy entre 1990 et 1991
TRANSITION
RABEMANANTSOA Beatrice Vololona
- Maire par intérim d'Ambatolampy entre 1991 et 1992
RAKOTOARIMANANA
- Maire par intérim d'Ambatolampy 1992 et 1995
3ÈME RÉPUBLIQUE DE MADAGASCAR
RAKOTONIRINA Solonjanahary William
- Maire de la commune urbaine Ambatolampy entre 1995 et 1998
RAKOTOJAONA Elysé Bertin
- Maire de la commune urbaine entre 1998 et 1999
RAKOTOARISON Henri Bernardin
- Maire de la commune urbaine Ambatolampy entre 1999 et 2003
RAKOTONIAINA Désiré Tinasoa
- Maire de la commune urbaine Ambatolampy entre 2003 et 2007
JIMMY ALISON Gabriella
- Maire de la commune urbaine Ambatolampy entre 2007 et
4ÈME RÉPUBLIQUE DE MADAGASCAR
RANAIVOSON Félix
- Maire de la commune urbaine Ambatolampy entre 2015 et 2019
RAKOTOMALALA Dimbiniavo Mika Rasoanaivo
- Maire de la commune urbaine Ambatolampy depuis 2019
MPITONDRA TALOHA
REPOBLIKA VOALOHAN'I MADAGASIKARA
RASAMIMANANA Jean Chrysostome
- Ben'ny Tanànan'Ambatolampy teo anelanelan'ny 1960 sy 1965
RAJOSVA H. Alfred
- Ben'ny Tanànan'Ambatolampy teo anelanelan'ny 1965 sy 1970
RAKOLONA
- Ben'ny Tanànan'Ambatolampy teo anelanelan'ny 1970 sy 1977
REPOBLIKA FAHAROAN'I MADAGASIKARA
RAKOTOZAFY Jules
- Filohan'ny Kômitin'ny Firaisam-pokontany Ambatolampy teo anelanelan'ny 1977 sy 1982
RAHOLDINA Fiara H. A.
- Filohan'ny Kômitin'ny Firaisam-pokontany Ambatolampy teo anelanelan'ny 1982 sy 1989
RATSIMIJERIMANANA Edouard Tovoson
- Filohan'ny Kômitin'ny Firaisam-pokontany Ambatolampy teo anelanelan'ny 1989 sy 1990
RAKOTONIRINA Panoelison Jean Louis
- Filohan'ny Kômitin'ny Firaisam-pokontany Ambatolampy teo anelanelan'ny 1990 sy 1991
FITONDRANA TETEZAMITA
RABEMANANTSOA Beatrice Vololona
- Ben'ny tanàna mpisolo toerana ny Kaominina Ambatolampy teo anelanelan'ny 1991 sy 1992
RAKOTOARIMANANA
- Ben'ny tanàna mpisolo toerana ny Kaominina Ambatolampy teo anelanelan'ny 1992 sy 1995
REPOBLIKA FAHATELON'I MADAGASIKARA
RAKOTONIRINA Solonjanahary William
- Ben'ny tanàna Ambatolampy ambonivohitra teo anelanelan'ny 1995 sy 1998
RAKOTOJAONA Elysé Bertin
- Ben'ny tanàna Ambatolampy ambonivohitra teo anelanelan'ny 1998 sy 1999
RAKOTOARISON Henri Bernardin
- Ben'ny tanàna Ambatolampy ambonivohitra teo anelanelan'ny 1999 sy 2003
RAKOTONIAINA Désiré Tinasoa
- Ben'ny tanàna Ambatolampy ambonivohitra teo anelanelan'ny 2003 sy 2007
JIMMY ALISON Gabriella
- Ben'ny tanàna Ambatolampy ambonivohitra teo anelanelan'ny 2007 sy
REPOBLIKA FAHAEFATR'I MADAGASIKARA
RANAIVOSON Félix
- Ben'ny tanàna Ambatolampy ambonivohitra teo anelanelan'ny 2015 sy 2019
RAKOTOMALALA Dimbiniavo Mika Rasoanaivo
- Ben'ny tanàna Ambatolampy ambonivohitra nanomboka tamin'ny 2019
DIRIGEANTS ACTUELS
Mpitondra ankehitriny
Mpitondra ankehitriny
NOM ET PRÉNOM DU MAIRE ET SES COORDONNÉES
RAKOTOMALALA Dimbiniavo Mika Rasoanaivo
NOM ET PRÉNOM DES ADJOINTS AU MAIRE ET LEURS COORDONNÉES
+
NOM ET PRÉNOM DES CONSEILLERS MUNICIPAUX ET LEURS COORDONNÉES
+
NOM ET PRÉNOM DES PRÉSIDENTS DE FOKONTANY ET LEURS COORDONNÉES
+
NOM ET PRÉNOM DU RESPONSABLE DU SERVICE TECHNIQUE DE LA COMMUNE ET SES COORDONNÉES
+
NOM ET PRÉNOM DU DÉLÉGUÉ DE L’ÉTAT AU SEIN DE LA COMMUNE ET SES COORDONNÉES
+
ANARANA SY FANAMPIN’ANARAN’NY BEN’NY TANÀNA SY NY AHAFAHANA MIFANDRAY AMINY
RAKOTOMALALA Dimbiniavo Mika Rasoanaivo
ANARANA SY FANAMPIN’ANARAN’IREO BEN’NY TANÀNA LEFITRA SY NY AHAFAHANA MIFANDRAY AMIN’IZY IREO
+
ANARANA SY FANAMPIN’ANARAN’IREO MPANOLOTSAINA MONISIPALY SY NY AHAFAHANA MIFANDRAY AMIN’IZY IREO
+
ANARANA SY FANAMPIN’ANARAN’IREO FILOHAM-POKONTANY SY NY AHAFAHANA MIFANDRAY AMIN’IZY IREO
+
ANARANA SY FANAMPIN’ANARAN’NY TOMPON’ANDRAIKITRA AMIN’NY SERIVISY TEKINIKA EO ANIVON’NY KAOMININA
+
ANARANA SY FANAMPIN’ANARAN’NY DELEGEM-PANJAKANA EO ANIVON’NY KAOMININA
+
Maire
Ben’ny Tanàna
PERSONNALITÉS ET PERFORMANCES
Olona sy zava-bita miavaka
Olona sy zava-bita miavaka
PERFORMANCES SPORTIVES
BASKET BALL
Club de Basketball SOTRATA
Danz
Faneva
ARBITRE
Mihoby (Arbitre national de basketball)
ARTISTES
Andrianary Ratianarivo
STARAY
AUTEURS - POETES
FAHOMBIAZANA TEO AMIN’NY SEHATRY NY FANATANJAHAN-TENA
Club de Basketball SOTRATA
Danz
Faneva
MPANATALENTA
Andrianary Ratianarivo
STARAY
MPANORATRA - POETA
MÉDIAS - RÉSEAUX SOCIAUX
Fampitam-baovao - Tambajotran-tserasera
Fampitam-baovao - Tambajotran-tserasera
SPORTS
Fanatanjahan-tena
Fanatanjahan-tena
BASKET-BALL
Terrains de basket-ball
Section sportive de basket-ball AMBATOLAMPY
Membres des arbitres de basket-ball
Clubs de basket-ball
· BC 22 Behenjy
· AMB
· BCI 104
· NBCA
· AS RAMIM’S Homme
· DAM Vétérane
GROUPES DE PERSONNES
Vondron'olona
Vondron'olona
ASSOCIATIONS À BUT NON LUCRATIVES
Association Mivoatra
Association PROM
Association Ramim’s
Association des étudiants universitaires d’AMBATOLAMPY
COMMUNAUTÉS RELIGIEUSES
Communautés des Frères de Sacré-Cœur Andafiatsimo
· Voir l'emplacement sur Google MAP
Communautés des Sœurs de Christ La Providence Haute-ville
· Voir l'emplacement sur Google MAP
Communautés des Sœurs… Anjarasoa
· Voir l’emplacement dans Google MAP
ENSEIGNEMENT
Fampianarana
Fampianarana
ÉTABLISSEMENTS SCOLAIRES PUBLICS
Ecole Primaire Publique Antanimarina
Ecole Primaire Publique Ambatolampy-ville
Ecole Primaire Publique Andohafarihy
Ecole Primaire Publique Andafiatsimo
Ecole Primaire Publique Mahazina
Ecole Primaire Publique Ambatomena
Ecole Primaire Publique Ankodondona
Ecole Primaire Publique Ambanimaso
Collège d’Enseignement Général Haute-ville
Collège d’Enseignement Général Mahazina
Lycée d’Enseignement Général Ambohitsoa
Lycée d’Enseignement Général Mahazina
ÉTABLISSEMENTS SCOLAIRES PRIVÉES CONFÉSSIONNELLES
Adventiste
FJKM Ambatolampy
Juvénat
Providence
Saint Paul Anjarasoa
Sekoly FJKM Anjanamihoatra
AUTRES ÉTABLISSEMENTS SCOLAIRES PRIVÉES
CAP Koloina Mitsinjo
FANANTENANA
INSPAM
JASCO
La Bergère
La Fontaine
Les élites
Les Gloires
Les Orchidées
Miel School
Ny Voara
SANDRAVAL
Université RAVELOJAONA
MÉDIATHÈQUES
Bibliothèque municipale
- Voir l'emplacement sur Google MAP
- Emplacement : Haute-ville à côté de l'Hôtel du district
Médiathèque du Juvénat Sacré cœur
- Emplacement : Bâtiment des Frères Sacré Cœur Andafiatsimo
LIEUX DE CULTE
Toeram-pivavahana
Toeram-pivavahana
EKAR Notre Dame de Lourdes Antampontanana
EKAR Piera sy Paoly Anjarasoa Bemasoandro atsinanana
EKAR Saint Joseph Mananetivohitra
EKAR Ambodivona
FJKM Antampontanana
FJKM Ziona Famonjena Ambanimaso
FJKM Karmela Andafiatsimo
FJKM Filadelfia Ankodondona
FJKM Anjanamihoatra Fihavaozana
FJKM Andohafarihy
FJKM Fiantsonana
FJKM Bemasoandro andrefana
Toby Lovasoa Mahafeno
EPR Ambodiriana
FPVM Andafiatsimo
Eglise Jesosy Mamonjy Nazareta
Eglise Jesosy Mamonjy Ambanimaso
Fiangonana Pantekotista Mitambatra Andafiatsimo
Fiangonana Arapilazantsara Haras Ambodiriana
Eglise RHEMA Bemasoandro Est
Eglise Assemblé de Dieu Akodondona
Winner Chapelle Bemasoandro Est
FVKFM Ambanimaso I
Eglise Adventiste Bemasoandro Est
Eglise Orthodoxe Andohafarihy
FLM Andafiatsimo
FLM Ambanimaso
Toby FLM Makedonia Andafiatsimo
Eglise Anglican
Témoin de Jéhovah Ambanimaso
INFO PRIX
Vidim-piainana
Vidim-piainana
SUPERMARCHÉ : Non
PRIX DES ALIMENTS DANS LES RESTAURANTS BON MARCHÉ
(VIDIN-TSAKAFO MASAKA ENY AMIN'NY MPIVAROTRA TSOTRA)
· Riz + Plat d'accompagnement (Vary sy Laoka) [Ex : Viande de cochon et de ravitoto / Henan-kisoa sy ravitoto] : 4.000Ar - 7.000Ar
· Soupe chinoise, Soupe légume : 600Ar - 1.000Ar
· Soupe tongotr'omby : 1.500Ar
· Soupe spéciale : 3.000Ar
· Composé : 600Ar - 1.000Ar
PRIX ALIMENTAIRES
(VIDINA SAKAFO)
· Grains de maïs séchés (Katsaka maina) : 1.800Ar/kg
· Manioc sèche (Mangahazo maina) : 800 Ar/kg
· Riz (Vary) : 2.500Ar - 2.800Ar/kg
VIANDES (HENA)
· Bœuf (Hen'omby) : 15.000Ar/kg
· Porc (Henan-kisoa) : 16.000Ar/kg
· Poulet gasy (Henan'akoho gasy) : 18.000Ar/kg
· Poulet : 16.000Ar/kg
POISSONS (TRONDRO)
· Poisson gasy vivant (Trondro gasy velona) : 18.000Ar/kg
· Autre poisson d'eau douce (Trondron-dranomamy hafa) : 12.000Ar - 18.000Ar/kg
· Poisson de mer (Trondron-dranomasina) : 6.800Ar - 10.000Ar/kg
POISSON SÉCHÉ (TRONDRO MAINA)
· Patsa fotsy : 10.000Ar/kg
· Patsa mena : 2.000Ar/kapoaka
· Patsabe : 20.000Ar/kg
· Trondro maina fanendy : 14.000Ar/kg
· Vango : 10.000Ar/kg
FRUITS (VOANKAZO)
· Banane (Akondro) : 2.000Ar - 3.000Ar/kg
· Coco : 1.500Ar /pièce (taille moyenne)
· Orange gasy (Voasary gasy) : 1.800Ar/kg
· Orange greffé (Voasary grefy) : 3.000Ar - 3.500Ar/kg
· Papaye (Papay) : 4.000Ar/pièce (taille moyenne)
· Pastèque : 3.000Ar/pièce (taille moyenne)
· Pomme (Paoma)
LÉGUMES (LEGIOMA)
· Ail (Tongolo lay) : 8.000Ar/kg
· Carotte (Karaoty) : 1.000Ar - 1.200Ar/kg
· Chou-fleur : 1.200Ar - 3.000Ar/pièce
· Choux (Laisoa) : 600Ar - 1.800Ar/pièce
· Concombre : 2.000Ar/kg
· Gingembre (Sakamalao) : 4.000Ar/kg
· Haricot sèche (Tsaramaso maina) : 4.400Ar/kg
· Haricot vert (Tsaramaso maitso) : 3.000Ar/kg
· Kabaro : 4.500Ar/kg
· Laitue (Salade) : 200Ar - 600Ar/pièce
· Lentille : 3.200Ar/kg
· Oignon (Tongolo) : 8.000Ar/kg
· Persil ou Céleri ou Kotomila : 1.000Ar/150gr
· Petit-pois : 1.200Ar/kapaoka
· Voanjobory : 2.500Ar/kg
· Poivron : 3.000Ar/kg
· Pomme de terre (Ovy) : 1.000Ar - 2.000Ar/kg
· Tomate (Voatabia) : 1.800Ar - 2.000Ar/kg
· Tsiasisa : 2.800Ar/kg
· Voanemba : 2.800Ar/kg
BOISSONS (ZAVA-PISOTRO)
· Bière importé (Labiera nafarana) de 33cl :
· Bière (Labiera) de 65cl : 4.200Ar
· Eau en bouteille :
· Jus gazeuse 33cl : 1.300Ar
· Jus gazeuse 1,5l : 4.000Ar
· Jus naturel : 1.800Ar/l
· Lait locale (Ronono) : 2.300Ar - 2.500Ar/l
· Rhum (Toaka) : 6.000Ar/Boiteille de 50cl
· Vin (Divay) :
AUTRES PRODUITS ALIMENTAIRES (SAKAFO HAFA)
· Buerre (Dibera) de 250gr : 4.800Ar
· Café (Kafe) : 14.000Ar/kg
· Farine (Lafarinina) : 4.500Ar/kg
· Fromage (Ex : La vache qui rit) : 4.800Ar - 5.600Ar/boîte de 8 portions
· Fromage
· Huile (Menaka mandry) : 6.800Ar/l
· Huile (Menaka) : 8.200Ar/l
· Lait en boite (Ronono amin'ny boaty) de 1kg : 12.000Ar
· Lait en boite (Ronono amin'ny boaty) de 400gr : 5.500Ar
· Œuf (Atody) : 800Ar/pièce
· Patte de 80gr à 90gr : 1.000Ar - 1.800Ar
· Sel (Sira) : 200Ar (PM)
· Sucre (Siramamy) : 5.000Ar/kg
· Yaourt fait maison : 600Ar/boîte
· Yaourt parfumé : 1.000Ar - 1.500Ar/boite
AUTRES PRODUITS (ZAVATRA HAFA)
· Charbon en eucalyptus (Saribao kininina) : 25.000Ar/sac
· Cigarette (Sigara) : 300Ar/tige
· Savon en pain (Baran-tsavony) : 8.800Ar
· Savon en poudre (Vovon--tsavony) : 400Ar/sachet de 30gr
· Savon (Savony) : 400Ar - 1.400Ar
Azonao jerena amin’ny fampahafantarana eo aloha ny vidim-piainana.
INFO VISITEURS
Ny tokony ho fantatry ny mpitsidika
Ny tokony ho fantatry ny mpitsidika
LIEUX À VISITER
Toerana azo tsidihina
Toerana azo tsidihina
JARDIN ET MONUMENTS À HAUTE-VILLE
· Voir l'emplacement sur Google Map
· Monument créé en 1922 pour commémorer les Malgaches tués en aidant les Français pendant la Première guerre mondiale. Cet endroit était auparavant un cimetière.
· Monument commémorant les nationalistes malgaches morts en combattant les colonisateurs français en 1947.
· Monument à Andrianary Ratianarivo, artiste qui a créé une célèbre troupe de théâtre à Madagascar.
PLACE DE MARCHÉ
· Voir l'emplacement sur Google Map)
· Lundi et surtout Jeudi
· Un grand marché où vous pourrez rencontrer des agriculteurs et artisans qui vendent directement leurs produits. Vous pouvez également trouver toutes sortes de produits.
FONDERIE D'ALUMINIUM
BOUTIQUE D'ARTISANAT
· Voir toutes les boutiques d'artisanat sur AMBATOLAMPY 104
Objets artisanaux en aluminium
Objets artisanaux en cuivre
Objets artisanaux en corne
TOERANA MANATANTARA
Tsangambato Antampontanana
- Tsangambato namboarina tamin'ny 1922 mba ho fahatsiarovana ireo Malagasy maty nanampy ny Frantsay tamin'ny ady lehibe voalohany (1914 - 1918). Talohan'izay dia fasana no teo amin'io toerana io.
- Tsangambato fahatsiarovana ireo tia tanindrazana malagasy maty tamin'ny raharaha 1947 noho ny fanoherany ny fanjanahan'ny Frantsay.
- Tsangambato fahatsiarovana an'i Andrianary Ratianarivo izay mpanatalenta namorona ilay tropy mpanao teatra nalaza teto Madagasikara.
AUTRES ATTRACTIONS
Zavatra hafa mahaliana
Zavatra hafa mahaliana
ÉVÉNEMENTS SPÉCIAUX DANS LA COMMUNE URBAINE AMBATOLAMPY
Fêtes de Mimosas
GALLODROME
TOURNOI SPORTIVE
Match de Basket-Ball
Match de Foot-Ball
KARAOKE
Aires de pique-nique
ÉTABLISSEMENTS D'HÉBERGEMENT
Toerana misy fandriam-bahiny
Toerana misy fandriam-bahiny
Voir tous les professionnels de l'hébergement sur la commune urbaine AMBATOLAMPY
LA PINETA
LA MARMITE
ILAMPY
MORAHITA
MAMPIONONA
RAVINTSARA
RESTAURANTS
Toerana fisakafoanana
Toerana fisakafoanana
RESTAURANT MILIEU ET HAUT DE GAMME
Voir tous les restaurants de la commune urbaine d'AMBATOLAMPY
https://sik-madagascar.net/pro-entreprises/category/restaurant/madagascar/vakinankaratra/ambatolampy/
LA PINETA
ILAMPY
MAMPIONONA
LA GOURMANDISE
CHEZ CALI
FANEVA
SERVICES FINANCIERS
Serivisy ara-bola
Serivisy ara-bola
Voir tous les services financiers
ÉTABLISSEMENTS FINANCIERS
BNI
BOA
BFV
ACCES BANQUE
BAOBAB COMPANY
CAISSE D'EPARGNE DE MADAGASCAR
ACEP
CECAM
NIM
AUTRES INFO VISITEURS
Zavatra hafa tokony ho fantatry ny mpitsidika
Zavatra hafa tokony ho fantatry ny mpitsidika
AUTRES INFO
Fampahafantarana hafa
Fampahafantarana hafa
Voir tous les espaces événementiels de la commune urbaine d'AMBATOLAMPY
SOANAMPIANA (Haute-ville)
EVOLUTION (Ambanimaso)
EDENA KELY (Nazareta)
AMOUR DE DIEU (Bemasoandro Est)
ESPACE FANEVA (Andafiatsimo)
MAMPIONONA (Andafiatsimo)
RODÉO (Ambohitsoa)
RAVINTSARA (Haute-ville)
VISIONS
Vina
Vina
PROJETS
Tetikasa
Tetikasa
PROJET 1
Le but de cette plateforme est d'afficher une connaissance complète et fiable sur un lieu... Vous pouvez donc nous fournir des documents les concernant pour compléter ce que nous avons déjà écrit et annoncé. Nous prenons également en compte les commentaires. Pour ce faire, vous pouvez nous écrire à l'adresse e-mail sik.madagascar@gmail.com
, ou vous pouvez écrire dans le champ commentaire. Veuillez indiquer les sources s'il y en a.
Merci de votre collaboration. Respectueusement.
TETIKASA 1
Ny tanjon’ity Plateforme ity dia ny hanome fahalalana feno sy maripototra momba ny toerana iray… Koa raisina ampanajana ireo tahirin-kevitra ananantsika hanatevenana ireo izay efa voasoratra sy voalaza. Toy izany koa ny fanitsiana. Azontsika atao ny manoratra izany amin’ny mail sik.madagascar@gmail.com
na koa manoratra eo amin’ny saha misy ny ‘Commentaire’. Iangaviana isika mba hampahafantatra ny loharanon-kevitra nangalantsika azy raha toa ka misy.
Misaotra indrindra tompoko amin’ny fiaraha-miasa. Amim-panajana.