Zanaka tantsaha ary tantsaha, nanao asa tanana, nampianatra, mpitarika amin’ny asam-piangonana, nanoratra boky mihoatra ny 20… Mahalala tsara ny momba ireo « tontolo iainany » ireo, ka nahatonga azy ho mpampiofana tamin’ny tetik’asa SEECALINE, ‘Chef ZAP’, Mpanoratra ... Manana ny mari-boninahitra ‘Chevalier, Officier’ ary ‘Commandeur de l’Ordre National’. (...)