Fampahafantarana tsy mihoatra ny teny 55. Matetika dia izay zavatra mampiavaka ilay olona no asongadina eto. Mitovy avokoa ny loko sy ny endriky ny teny, tsy misy rohy sy midina andalana. Présentation de 55 mots maximum. En général, la particularité de la personne est mise en valeur. Les textes ont la même couleur et la (...)
Zanaka tantsaha ary tantsaha, nanao asa tanana, nampianatra, mpitarika amin’ny asam-piangonana, nanoratra boky mihoatra ny 20… Mahalala tsara ny momba ireo « tontolo iainany » ireo, ka nahatonga azy ho mpampiofana tamin’ny tetik’asa SEECALINE, ‘Chef ZAP’, Mpanoratra ... Manana ny mari-boninahitra ‘Chevalier, Officier’ ary ‘Commandeur de l’Ordre National’. (...)