Madagascar
ANTANANARIVO
Vakinankaratra
Ambatolampy 104
AMBATOLAMPY 104 dia distrika iray ao anatin’ny Faritra Vakinanankaratra ; 68 Km atsimon’Antananarivo renivohitra, andalovan’ny lalam-pirenena faha-7 no misy ny biraon’ny Distrika. Kaominina 19 no ao anatiny, ary ahitàna toerana manatantara sy mahaliana toy ny Rovan’ny Tsinjoarivo, ny tendrombohitra Ankaratra… Ny distrikan’Antananarivo atsimondrano no mamaritra azy any avaratra, Antanifotsy ny (...)
68 Km atsimon’Antananarivo renivohitra, andalovan’ny lalam-pirenena faha-7 no misy ny Kaominina ambonivohitra AMBATOLAMPY ; ao anatin’ny distrikan’AMBATOLAMPY 104, faritra VAKINANKARATRA. Misy Taxi-brousse isan’andro mampifandray azy amin’Antananarivo sy Antsirabe. Misy ‘réseau mobile’ sy ‘connexion internet mobile 4G’. (...)