EKAR Modèle
CATÉGORIES
SOKAJY
CONTACT - MEDIA SOCIAL
FIFANDRAISANA - TAMBAJOTRAN-TSERASERA
Ici, vous pouvez ici noter des informations complémentaires pour que les gens puissent entrer en contact avec les responsables de la communauté (église, association, etc.) :
- horaires,
- lieux,
- des moyens de communication.
Vous pouvez souligner des mots, les mettre en gras et en italique, ajouter des liens...
Eto no anoratana ireo fanampim-baovao izay tokony ho fantatry ny olona te hifandray amin’ny tompon’andraikitr’ilay vondron’olona (fiangonana, fikambanana…) :
- fotoana,
- toerana,
- fomba ahafana mifandray isan-karazany.
Azo atao ny manisy rohy ny teny sasany, manisy tsipika eo ambaniny, manao ny teny ‘en gras’ sy ‘italique’…
ÉVÉNEMENTS À VENIR
HETSIKA HO AVY
C'est ici que vous pouvez placer des annonces sur la communauté que vous souhaitez que tout le monde connaisse.
Par exemple : vous pouvez donner des informations sur
- des événements sociaux dans la communauté tels que des décès…
- des circonstances heureuses et tristes que la communauté et ses membres ont vécues
- des événements qui donnent de l'espoir
- des changements tels que des programmes…
- des événements à venir et des détails sur chaque événement
Vous pouvez présenter les opinions des gens sur un événement ou une circonstance particulière.
Vous pouvez également encourager les gens à venir ou à faire quelque chose.
Vous pouvez souligner des mots, les mettre en gras et en italique, ajouter des liens…
Eto no anoratana ireo filazana rehetra mahakasika ilay vondron’olona izay tian’ny mpitantana ho fantatry ny rehetra.
Ohatra : azo atao ny manao fampahafantarana momba
- ireo zava-misy ara-tsôsialy nisy toy ny fahafatesana…
- ireo tranga mahafaly sy mampalahelo izay niseho tamin’ny fikambanana sy tamin’ny mpikambana…
- ireo tranga mahavelom-panantenana
- ny zavatra hiova toy ny fandaharam-potoana…
- ireo hetsika izay kasaina hatao sy ny antsimpiriany mikasika azy ireo tsirairay.
Azo atao ny milaza ny hevitry ny olona momba ny hetsika na zava-misy iray.
Azo atao ihany koa ny manentana ny olona mba ho tonga na hanao zavatra.
Marihina fa azo asiana rohy ny teny sasany, tsipihina, atao ‘en gras’ sy ‘italique’.
ACTIVITÉS RÉCENTES
C'est ici que vous écrivez des informations sur les activités récentes. Vous pouvez parler de différentes choses comme :
- le déroulement de ce que vous avez fait,
- l'explication des causes de certains faits,
- l'évaluation de l'événement afin que vous puissiez dire si vous avez atteint l'objectif visé ou non,
- les critiques,
- les suggestions pour améliorer les activités futures,
- les décisions que vous avez prises comme l'arrêt d'activités similaires à l'avenir,
- les remerciements des participants,
- l'annonce de la poursuite de l'événement…
Vous pouvez également parler de l'avis des gens sur les activités que vous avez menées.
Vous pouvez souligner des mots, les mettre en gras et en italique, ajouter des liens…
HETSIKA TEO ALOHA
Eto no anoratana ny mikasika ireo zavatra natao teo aloha. Betsaka ny zavatra azo aseho amin’izany toy :
- ny fitantarana ny fizotr’ilay zavatra natao,
- ny fanazavana ny antony nahatonga ny zavatra sasany,
- ny tombana ka ahafahana milaza na tratra ny tanjona na tsia,
- ny tsikera,
- ny soso-kevitra azo aroso ho entina manatsara ny amin’ny manaraka,
- ny fanapahan-kevitra noraisina toy ny hoe tsy hanao intsony ny zavatra toy ireny.
- ny fisaorana ireo nandray anjara,
- ny fanambaràna dieny mialoha ny ho tohin’ny hetsika…
Azo atao koa ny milaza ny hevitry ny olona mikasika ilay zavatra natao.
Marihina fa azo asiana rohy ny teny sasany, tsipihina, atao ‘en gras’ sy ‘italique’.
À PROPOS
C’est ici que vous pouvez écrire les informations sur la communauté que vous souhaitez faire connaître au monde. Notez qu’il existe une section pour l’histoire de la communauté, et vous pouvez également utiliser jusqu’à 5 autres sections pour présenter la communauté.
Si la brève présentation de la communauté a été rédigée en malgache, il est préférable de la traduire en français, et ici vous commencerez la présentation avec cette traduction.
Exemple 1 :
Pour les associations, dans cette rubrique vous commencez par la brève présentation de l’association (traduction de celle en malgache), puis des informations sur l’autorisation légale concernant la création de l’association, ses objectifs, ses domaines d’activité, son statut et son règlement intérieur, les démarches pour pouvoir y adhérer.
Si l’association possède des sections, vous pouvez les diviser et détailler chaque section dans un titre.
Par exemple :
- Section sportive,
- Section économique,
- Section sociale…
Ou
- Section enfants,
- Section jeunesse,
- Section adulte.
Si l’association possède des biens tels que des bâtiments que vous souhaitez présenter, vous pouvez les mettre dans une autre rubrique.
Exemple 2 :
Pour une église catholique à Madagascar, vous pouvez commencer par la brève présentation de l’église (traduction de celle en malgache).
Vous pouvez utiliser les autres rubriques, et dans :
- Autres informations : vous pouvez présenter les biens appartenant à l’église tels que le bâtiment religieux, la salle de travail, l’abri, les salles de classe, les dispensaires, etc.
- Section 1 : Donner des informations plus détaillées sur le regroupement des fidèles selon leurs lieux de résidence et les Vovonana.
- Section 2 : Donner des informations plus détaillées sur chaque commission.
- Section 3 : Donner des informations plus détaillées sur chaque association.
- Section 4 : Faire connaître les autres domaines dans lesquels l’église travaille tels que l’éducation, la santé, l’information sur les droits de l’homme, la prise en charge des prisonniers, la collaboration avec d’autres églises.
Vous pouvez souligner des mots, les mettre en gras et en italique, ajouter des liens…
FAMPAHAFANTARANA ANKAPOBENY
Eto no ilazalazana ny mikasika ilay vondron’olona (fiangonana, fikambanana…). Marihina dieny mialoha fa mbola misy ny fizarana natokana ho an’ny tantaran’ilay vondron’olona, ary mbola azo atao ao anaty fizarana 5 farafahabetsany hafa ihany koa ny fampahafantarana.
Ohatra voalohany :
Ho an’ny fikambanana dia eto no anoratana
- ny momba ny fahazoan-dalana ara-panjakana izay ahafahan’ny fikambanana mijoro sy miasa,
- ny tanjon’ny fikambanana,
- ireo sehatra iasàny,
- ny fitsipika mifehy ny fikambanana,
- ny fomba ahafahana mirotsaka ho mpikambana…
Raha toa ka misy sampana samihafa ao anatin’ny fikambanana dia resahina ao anatin’ny fizarana samihafa ny momba azy ireo.
Ohatra :
- Sampana misahana ny fanatanjahantena
- Sampana misahana ny toekarena
- Sampana misahana ny sôsialy…
Na mety hoe :
- Sampana ho an’ny ankizy
- Sampana ho an’ny tanora
- Sampana ho an’ny olon-dehibe.
Ankoatra izany, raha toa ka ny fikambanana manana fananana toy ny trano… izay tiana ho hampahafantarina manokana dia azo atao ao anaty fizarana iray izany.
Ohatra faharoa :
Ho an’ny fiangonana katôlika lehibe eto Madagasikara dia ny filazalazana ankapobeny ny mikasika ilay fiangonana aloha no atao eto.
Ankoatra izany dia azo ampiasaina ireo fizarana 5 hafa ka ireto avy no azo atao ao anatin’ny fizarana tsirairay :
- Fampahafantarana hafa : Fampahafantarana ny fananan’ny fiangonana toy ny trano fiangonana, efitrano fanaovam-pety, efitrano fandraisam-bahiny, efitrano fianarana, tobim-pitsaboana…
- Sampana 1 : Fampahafantarana ireo fizaram-paritra tsirairay ao amin’ny fiangonana sy ny Vovonana.
- Sampana 2 : Fampahafantarana ireo vaomieran’asa tsirairay.
- Sampana 3 : Fampahafantarana ireo fikambanana masina tsirairay.
- Sampana 4 : Fampahafantarana ireo sehatra hafa iandreketan’ny fiangonana na andraisany anjara toy ny fanabeazana, fitsaboana, fampahafantarana sy fiarovana ny zon’olombelona, fikarakarana ny voafonja, fiaraha-miasa amin’ireo fiangonana hafa…
Marihina fa azo asiana rohy ny teny sasany, tsipihina, atao ‘en gras’ sy ‘italique’.
LEADERS
C'est ici que vous fournissez des informations sur les dirigeants actuels de la communauté. Par exemple, vous pouvez renseigner l'équipe de direction : ce qu'ils ont déjà accompli ensemble, les obstacles auxquels ils ont été confrontés, leurs succès, etc., et présenter chaque membre de l'équipe. Vous pouvez également décrire les projets et les défis de l'équipe pendant son mandat.
Vous pouvez souligner des mots, les mettre en gras et en italique, ajouter des liens…
Voici un exemple représentant les informations de chaque membre de la direction.
CURÉ
RAKOTO Jean
- Nommé curé en 2022.
- Vicaire de la paroisse d'Ankazo entre 2019 et 2022. Durant cette période, la paroisse a réussi à agrandir son établissement scolaire en construisant des salles de classe pour accueillir les élèves des classes de Seconde, Première et Terminale, et ainsi commencer à ajouter ces classes au cours de l'année scolaire 2021-2022.Professeur de philosophie au petit séminaire d'Antananarivo.
- Poursuite de ses études en Théologie en France en 1999-2003
- Prise du sacrement de la prêtrise en 2005.
VICAIRE
RASOLO Modeste
- Informations 1 le concernant.
- Informations 2 le concernant
PRÉSIDENTE DU CONSEIL PASTORAL
RAMINO Julie
- Informations 1 le concernant.
- Informations 2 le concernant
MPITARIKA
Eto no anoratana ny mikasika ireo mpitantana ilay vondron’olona ankehitriny. Azo atao ohatra ny mampahafantatra ny mampiavaka azy ireo : ny zavatra efa nataon’izy ireo niaraka, ny olana efa nosedrainy, ny fahombiazany… Afaka mitantara fohifohy ny mikasika ireo tompon’andraikitra tsirairay ihany koa.
Ankoatra izany dia azo atao ny mamariparitra ireo tanjona sy ireo fanamby izay tian’izy ireo hatao mandritra ny fotoana hitondran’izy ireo.
Marihina fa azo asiana rohy ny teny sasany, tsipihina, atao ‘en gras’ sy ‘italique’.
Ity misy ohatra amin’ny fampahafantarana ireo tompon’andraikitra tsirairay :
PRETRA TOMPOM-PARITANY
RAKOTO Jean
- Notendrena ho pretra miandraikitra ny Paroasy Saint Paul Ambohitehivoatra tamin’ny 2022.
- Pretra mpanampy tany amin’ny Paroasy Ankazo teo anelanelan’ny 2019 – 2022. Nandritra izany no nahavitana nanitatra ny sekolin’ny paroasy, izay nahavitana ireo efitrano fianarana natao handraisana mpianatra amin’ny kilasy Seconde, Première ary Terminale, sy nanokafana ireo kilasy ireo tamin’ny taona 2021.
- Mpampianatra tao amin’ny Seminera zandriny tao Antananarivo.
- Nanohy fianarana momba ny Teôlôjia tany Frantsa tamin’ny taona 1999 – 2003.
- Nohamasinina ho pretra tamin’ny taona 2005.
PRETRA MPANAMPY
RASOLO Modeste
- Fampahafantarana 1 ny mikasika azy.
- Fampahafantarana 2 ny mikasika azy.
FILOHAN’NY FILANKEVITRA PASTORALY
RAMINO Julie
- Fampahafantarana 1 ny mikasika azy.
- Fampahafantarana 2 ny mikasika azy.

RAKOTO Jean (fictif)
Curé de la paroisse

RASOLO Modeste (fictif)
Vicaire de la paroisse

RAMINO Julie (Fictif)
Présidente du conseil pastorale

Nom Leader 4
Fonction 4

Nom Leader 5
Fonction 5

Nom Leader 6
Fonction 6

Nom Leader 7

NOM Leader 8
Président Section Adulte

NOM Leader 9
Président Section Jeune

NOM Leader 10
Présidente Section Enfant et Ado
Dans cette rubrique, vous pouvez informer sur la zone de répartition des fidèles selon leurs lieux de résidence et sur les sections (Peut être Section Enfants, Section Jeunes, Section Adultes...).
Pour chaque zone, vous pouvez
- définir les limites de la zone et son nom,
- citer les noms des responsables de chaque zone,
- parler de ses particularités et des choses que les membres ont faites...
Pour chaque section, vous pouvez informer sur
- les responsables,
- leurs missions,
- les choses que vous avez déjà faites,
- les projets que vous envisagez de réaliser...
Notez que vous pouvez souligner des mots, les mettre en gras et en italique, ajouter des liens…
Amin’ity fizarana ity dia ny mikasika ireo fizaram-paritra arakaraka ny toeram-ponenan’ireo mpiangona no ampahafantarina, sy ny mikasika ireo Vovonana na sampana (Mety ho Sampana Ankizy, Sampana Tanora, Sampana Olon-dehibe…).
Mikasika ny faritra tsirairay dia azo atao
- ny mamaritra ireo fizaram-paritra tsirairay sy ny anarany,
- ny milaza ny anaran’ireo mpitantana samihafa arakaraka ny ambaratongan’ny fizaram-paritra,
- ny miresaka ireo mampiavaka azy sy ny zavatra efa natao…
Mikasika ny Vovonana na Sampana tsirairay dia azo atao ny mampahafantatra
- ireo mpitantana,
- ny zavatra ataony,
- ny zava-bita,
- ireo vinavinan’asa tiana ho tanterahina…
Marihina fa azo asiana rohy ny teny sasany, tsipihina, atao ‘en gras’ sy ‘italique’.
Dans cette rubrique, vous pouvez parler des commissions de l'église telles que les servants d'autel, l'équipe d'animation liturgique, Justice et Paix, la Chorale, FiFaKri, SaSem, VOFAFIA…
Dans chaque commission, vous pouvez donner des informations sur
- les responsables,
- l'importance de cette commission,
- les choses que vous avez faites,
- les problèmes rencontrés,
- les projets envisagés…
Notez que vous pouvez souligner des mots, les mettre en gras et en italique, ajouter des liens…
Eto amin’ity fizarana ity no iresahana ny mikasika ireo vaomieran’asa ao amin’ny fiangonana toy ny Mpiservy lamesa, ny Vaomieran’ny Litorjia, Justice et Paix, Antokom-pihira, FiFaKri, SaSem, VOFAFIA…
Amin’ny vaomiera tsirairay dia azo ampahafantarina
- ireo mpitantana,
- ny maha zavadehibe ilay vaomiera,
- ny zavatra efa natao,
- ny olana nosedraina,
- ny zavatra kasaina hotaterahina…
Marihina fa azo asiana rohy ny teny sasany, tsipihina, atao ‘en gras’ sy ‘italique’.
Dans cette rubrique, vous pouvez parler d'associations ou de groupes au sein de l'église tels que FET, Scout, MDMK, FTMTK, FRMTK, FTK, Equipe de rosaire, Garde d’honneur…
Dans chaque groupe, vous pouvez donner des informations sur
- les dirigeants,
- l'importance de ce groupe,
- les choses que vous avez faites,
- les problèmes rencontrés,
- les projets envisagés…
Notez que vous pouvez souligner des mots, les mettre en gras et en italique, ajouter des liens…
Eto amin’ity fizarana ity no iresahana ny mikasika ireo Fikambanana masina eo anivon’ny fiangonana toy ny IKA-VEKA, Scout, MDMK, FTMTK, FRMTK, FTK, Ekipan’ny Raozery…
Amin’ny fikambanana tsirairay dia azo ampahafantarina
- ireo mpitantana,
- ny maha zavadehibe ilay fikambanana,
- ny zavatra efa natao,
- ny olana nosedraina,
- ny zavatra kasaina hotaterahina…
Marihina fa azo asiana rohy ny teny sasany, tsipihina, atao ‘en gras’ sy ‘italique’.
C'est ici que vous pouvez donner des informations sur les différents domaines dans lesquels l'église travaille comme l'éducation, la santé, l'information et la protection des droits de l'homme, l'aide aux prisonniers, la collaboration avec d'autres églises…
Vous pouvez aborder ces domaines un par un et parler
- du début,
- de ce qui a déjà été réalisé,
- des problèmes rencontrés,
- des défis actuels,
- des projets,
- des dirigeants et de leurs contacts.
Vous pouvez faire des incitations à l'action…
Notez que vous pouvez souligner des mots, les mettre en gras et en italique, ajouter des liens…
Eto no ampahafantarana ireo sehatra isan-karazany izay andraisan’ny fiangonana anjara toy ny fanabeazana, fitsaboana, fampahafantarana sy fiarovana ny zon’olombelona, fikarakarana ny voafonja, fiaraha-miasa amin’ireo fiangonana hafa…
Azo raisina tsirairay ireo sehatra ireo ka azo resahina amin’izany
- ny niatombohan’ilay zavatra natao,
- ireo zavatra efa natao,
- ireo olana nosedraina,
- ireo fanamby ankehitriny,
- ireo zavatra kasaina hotanterahina.
- Ireo tompon’andraikitra sy ny fomba ahafahana mifandray amin’izy ireo.
Eto dia azo atao ny manao fanentanana…
Marihina fa azo asiana rohy ny teny sasany, tsipihina, atao ‘en gras’ sy ‘italique’.
Notez que nous avons pris une église catholique comme exemple et dans cette section nous parlerons de ses biens immobiliers tels que l'édifice religieux, le terrain de sport, les salles de classe, la salle des fêtes, les chambres d'hôtes, le dispensaire, etc, et leurs utilisations.
Vous pouvez donner des informations sur chacune d'elles telles que
- l'année de sa construction,
- sa forme initiale,
- la transformation qu'elle a subie et les causes de cette transformation,
- sa taille et sa forme actuelles,
- à quoi elle sert actuellement,
- les choses qu'on peut en faire,
- le responsable de cette propriété,
- le projet prévu pour elle,
- les choses qu'on peut faire pour l'améliorer, etc.
Notez que vous pouvez souligner des mots, les mettre en gras et en italique, ajouter des liens…
Ny ohatra noraisina eto moa dia Fiangonana katôlika, ka ny zavatra horesahina amin’ity fizarana ity dia ireo fananany toy ny trano fivavahana, toerana fanaovana fanatanjahan-tena, efitrano fianarana, trano fanaovam-pety, trano fandraisam-bahiny, tobim-pitsaboana… sy ny fampiasàna azy ireo.
Azo resahina tsirairay ny mikasika ireo toy ny
- ny fotoana niorenany,
- ny endriny tany ampiandohanany,
- ny fiovàny miandalana sy ny nahatonga izany,
- ny halehibeny sy ny endriny ankehitriny,
- ny zavatra atao sy mety ho azo atao eo aminy,
- ny olona miandraikitra azy,
- ny zavatra kasaina hotanterahina aminy,
- ny zavatra mety ho azo atao hanatsarana azy…
Marihina fa azo asiana rohy ny teny sasany, tsipihina, atao ‘en gras’ sy ‘italique’.
MEMBRES
C'est ici que vous mettez des informations sur les membres de la communauté. Vous pouvez par exemple présenter
- le nombre de membres,
- les catégories d'âge,
- les professions de la majorité d'entre eux,
- les compétences de certains membres,
- les collaborations et l'enthousiasme lorsqu'ils effectuent des tâches...
Vous pouvez ainsi citer des exemples concrets.
Vous pouvez également fournir des informations sur les souhaits des membres.
Vous pouvez souligner des mots, les mettre en gras et en italique, ajouter des liens…
IREO MPIKAMBANA
Eto no anoratana ny mikasika ny mpikambana ao amin’ilay Vondron’olona. Azo atao ohatra ny milazalaza
- ny isan’ny mpikambana,
- ny sokajin-taona,
- ny asa ataon’ny ankamaroan’izy ireo,
- ny fahaizana mampiavaka ny olona sasany,
- ny fiaraha-miasa sy ny fiaraha-mientan’ny mpikambana rehefa manatanteraka zavatra…
Azo atao ny manome ohatra mivantana amin’izany.
Azo atao ihany koa ohatra ny milazalaza ny fanirian’ny mpikambana.
Marihina fa azo asiana rohy ny teny sasany, tsipihina, atao ‘en gras’ sy ‘italique’.
HISTOIRE
TANTARA
C’est ici que vous pouvez écrire les détails de l’histoire que le groupe de personnes a traversé et que vous souhaitez que le monde connaisse. Par exemple, pour l’église, vous pouvez :
- donner des informations sur les personnes qui ont fondé ou amené la religion à l’endroit actuel,
- donner des informations sur la manière dont l’église a été créée au début,
- donner des informations sur les étapes que l’église a traversées jusqu’à sa situation actuelle,
- nommer les dirigeants successifs et les particularités de chaque dirigeant…
Vous pouvez ainsi écrire les difficultés que l’église a traversées, les défis qu’elle a surmontés, les déceptions, les succès…
Notez que vous pouvez souligner des mots, les mettre en gras et en italique, ajouter des liens…
Eto no ametrahana ny fitantarana amin’ny antsimpiriany ireo fiainana nolalovan’ilay vondron’olona izay tiana ho fantatry ny olona. Ho an’ny fiangonana ohatra dia azo atao :
- ny mampahafantatra ny momba ireo olona namorona na nitondra ilay fivavahana teo antoerana,
- ny milaza ny fomba nananganana ny trano fiangonana tany ampiandohana,
- mitantara ireo dingana isankarazany nandalovan’ilay fiangonana ka nahatonga izao zavatra hita ankehitriny izao,
- mitanisa ireo mpitantana nifandimby sy ny zavatra mampiavaka ireo mpitarika tsirairay…
Ao anatin’izany dia azo atao ny mitantara ireo fotoan-tsarotra nolalovana, ireo fanamby napetraka, ny hadisoam-panantenana, ny fahombiazana…
Marihina fa azo asiana rohy ny teny sasany, tsipihina, atao ‘en gras’ sy ‘italique’.
PROJETS
TETIKASA
C'est ici que vous pouvez mettre les détails des projets que vous comptez réaliser. Pour chaque projet, vous pouvez donner des informations telles que :
- la date et l'heure auxquelles vous comptez le réaliser,
- son nom,
- sa catégorie,
- le lieu où il sera réalisé,
- les participants,
- les catégories de personnes que vous encouragez à venir, à faire quelque chose...
- ses objectifs,
- les sponsors,
- les choses que vous avez déjà faites en rapport avec le projet.
Vous pouvez également vous adresser directement à certaines personnes.
Vous pouvez souligner des mots, les mettre en gras et en italique, ajouter des liens…
Eto no anoratana ny antsimpiriany mikasika ireo zavatra kasaina hotanterahina. Ho an’ny tetikasa tsirairay dia azo atao ny mampahafantatra :
- ny daty sy ny ora novinavinaina hanatanterahana azy,
- ny anarany
- ny sokajin’ilay zavatra ho atao,
- ny toerana hanaovana azy,
- ny mpandray anjara,
- ireo karazan’olona entanina mba hanatrika, na ho tonga, na hanao zavatra…
- ny tanjona tiana hotratrarina,
- ny mpanohana,
- ireo zavatra efa natao mifandraika amin’ilay tetikasa.
Azo atao ihany koa ny mandefa hafatra mivantana amina olona sasany…
Marihina fa azo asiana rohy ny teny sasany, tsipihina, atao ‘en gras’ sy ‘italique’.