à propos

Ny momba ny SIK-MADAGASCAR

SIK-MADAGASCAR est une plateforme d’information sur Madagascar sur Internet. Nous avons pris comme slogan : “Pour que le monde puisse facilement connaître Madagascar”. Il est donc possible de voir cette plateforme sur nos téléphones, tablettes et ordinateurs.
La plupart des publications sur cette plateforme proviennent de personnalités, entreprises, associations, etc. disposant de comptes. Ils peuvent ajouter, ou supprimer, ou modifier à tout moment les informations qu’ils publient telles que des textes, des photos, des sons, des vidéos, etc

SIK-MADAGASCAR dia sehatra fampahafantarana an’i Madagasikara amin’ny aterineto. Ny teny faneva moa dia hoe : Mba ahafantaran’izao tontolo izao mora foana an’i Madagasikara. Mety ho azontsika atao àry ny mijery io sehatra io amin’ny telefaonina sy tablette ary solosaina.
Ny ankamaroan’ireo zavatra hita ao dia avy amina olo-malaza, orinasa, fikambanana… izay manana kaonty ato. Afaka manampy na mamafa, na manova amin’ny fotoana rehetra izay zavatra asehony toy ny lahatsoratra, sary, feo, vidéo… ao izy ireo.

SOLNORA

Concepteur

SIK-MADAGASCAR en général

SIK-MADAGASCAR amin'ny ankapobeny

Site d'événements

La plate-forme présente les événements à venir tels que les cultes, les événements sportifs, les concerts, etc. Chaque événement a sa propre page avec des détails. Vous pouvez y trouver la date, les horaires, le lieu et le nom de l'événement ; la description ; les participants ; l'inscription ; le but de l'événement ; les sponsors... Les événements sont également regroupés en fonction de leurs types et des lieux où ils auront lieu, comme la province, la région, le district, la municipalité ou un événement national.

TRANONKALA MAMPAHAFANTATRA HETSIKA

Mampahafantatra ny fisian’ireo hetsika ho avy toy ny fotoam-pivavahana, hetsika ara-panatanjahantena, rindran-kira…  Ny hetsika tsirairay dia samy manana ny pejiny manokana izay mety ahitàna ny daty, ny ora, ny toerana anaovana azy ; ny anaran’ilay hetsika, ireo mpandray anjara, ny vidim-pidirana na ny saran’ny fandraisana anjara ; ny fomba ahafahana mandray anjara ; ny fampahafantarana ny tanjona, ny mpanohana sns. Ny hetsika tsirairay ihany koa dia avondrona arakaraka ny sokajiny sy ny toerana anaovana azy toy ny faritany, faritra, distrika, kaominina, na hetsika nasionaly.

Site d'annuaire

Elle présente d’abord un annuaire. Par exemple, dans un district, vous pouvez facilement trouver toutes les listes d'écoles, d'églises, d'associations, d'hôtels, de restaurants, de magasins de pièces détachées automobiles, de garages, de menuisiers, etc. Nous pouvons voir les informations de chacun d'eux : leur localisation, les services ou produits qu'ils proposent, leurs numéros de téléphone, leur adresse mail, leurs horaires d'ouverture ou disponibilités, des liens pour accéder à leurs réseaux sociaux, etc.

TRANONKALA LAHATAHIRY

Ahitàna lahatahiry ao anatin’ny SIK-MADAGASCAR. Ohatra : ao anatin’ny distrika iray dia mora foana ny mahita ny lisitr’ireo sekoly rehetra misy ao, ireo fiangonana, fikambanana, trano fandriam-bahiny, trano fisakafoanana, tranom-barotra mpivarotra kojakoja-na fiarakodia, garazy mpanamboatra fiarakodia, mpanamboatra fanaka… Afaka mahita ny antsimpiriany mikasika ny tsirairay amin’ireo isika toy ny toerana misy azy, ny zavatra ataony na/sy ny vokatra vokariny, ny laharan-telefaonina sy ny adiresy mailaka ahafahana mifandray aminy, ny fotoana fisokafany na mampahalalaka azy, ireo rohy ahafahana miditra amin’ny tambajotran-tseraserany, sns.

Plus qu'un annuaire, DES siteS internet

Le détail d'une publication est un véritable site puisque vous pourrez y retrouver des présentations textuelles, audio, vidéo ; des photos... Par exemple : pour une publication d'une école, il est possible que vous y trouviez des textes qui la présentent, une vidéo de son histoire, des photos du bâtiment et du personnel, un fichier pdf téléchargeable de son projet...

MIHOATRA NOHO NY LAHATAHIRY TSOTRA, TENA “SITE INTERNET”

Ny antsimpiriany amin’ny fampahafantarana iray dia toy ny ‘Site internet’ mihitsy, satria mety ahitàna lahatsoratra, feo, horonan-tsary, sary… Ohatra : ho ana sekoly iray dia mety hisy lahatsoratra mampahafantatra ny mikasika azy, vidéo mirakitra ny tantarany, ny sarin’ny toeram-pianarana sy ireo mpandraharahara ao, rakitra pdf-n’ny tetikasany …

Encyclopédie en ligne de Madagascar

SIK-MADAGASCAR peut être classé comme une encyclopédie en ligne de Madagascar, car il tente d'offrir des informations imaginables sur Madagascar. Pour l'instant, nous avons regroupé ces informations en 7 rubriques : 1 - Lieux, 2 - Établissements, 3 - Événements, 4 - Personnalités, 5 - Amateurs de musique, 6 - Groupes de personnes, 7 - Professionnels et entreprises.

‘ENCYCLOPÉDIE’ AMIN’NY ATERINETO AN’I MADAGASIKARA

SIK-MADAGASCAR dia azo lazaina ho ‘Encyclopédie’ amin’ny aterineto an’i Madagasikara. Ezahana haseho ato mantsy ireo zavatra rehetra tokony ho fantatra mikasika an’i Madagasikara. Hatreto aloha dia notsinjaraina ho ao anaty sokajy 7 izany : 1 – Lieux (Toerana), 2 – Établissements (Toeram-piasana), 3 – Événements (Fampisehoana), 4 – Personnalités (Olona miavaka), 5 – Amateurs de musique (Mpitia mozika), 6 – Groupes de personnes (Vondron’olona), 7 – Professionnels et entreprises (Matihanina sy Orinasa).

Frais de publication les moins chers

Ny mora indrindra amin’ny fampahafantarana amin’ny Internet

Chaque forfait de publication sur cette plateforme est bien moins cher que la création de n’importe quel site web. De plus, les associations étudiantes, Zanaka ampielezana, Mpikabary, poètes, auteurs… peuvent créer gratuitement leurs “Sites” sur cette plateforme. Les publications des événements organisés par l’État et les églises sont également gratuites…

Ny saran’ny fampahafantarana tsirairay ato anatin’ity ‘Plateforme’ ity dia mora lavitra raha ampitahaina amin’ny vola lany amin’ny famoronana ‘site web’ vaovao. Ankoatra izany ny Fikambanan’ny Mpianatra, Zanaka ampielezana, Mpikabary, Poeta, Mpanoratra… dia afaka mamorona maimaim-poana ny ‘Tranonkalany’ ato anatin’ity ‘Plateforme’ ity. Tsy andoavam-bola ihany koa ny fanehoana ireo hetsika karakarain’ny Fanjakana…

C'est son propriétaire qui gère directement son site, et ce sera très simple à faire

Ny tompony no mitantana mivantana ny tranokalany, ary tena tsotra ny anaovany izany.

Dans chaque publication, un formulaire permet d’insérer et de modifier des informations telles que des titres, des textes, un logo, un slogan, des images, des vidéos… Ces formulaires peuvent être consultés au préalable dans le sous-menu « VOIR LE FORMULAIRE » du menu « GUIDE POUR LES ANNONCEURS », et ils peuvent également être téléchargés. Nous trouvons différentes astuces pour aider à remplir les formulaires dans le sous-menu « AIDE AU REMPLISSAGE DU FORMULAIRE » du menu « GUIDES POUR LES ANNONCEURS ».

Ao anatin’ny ‘Publication’ na ‘Site’ tsirairay dia amin’ny alalan’ny ‘Formulaire’ no ampidirana sy hanovàna ireo zavatra tiana aseho toy ny lohateny, lahatsoratra, ‘logo’, teny faneva, sary, horonantsary… Azo jerena mialoha ao amin’ny sous-menu ‘VOIR FORMULAIRE’ ao amin’ny menu ‘GUIDES POUR LES ANNONCEURS’ ireo ‘Formulaires’ ireo, ary azo ‘Télécharger’-na ihany koa. Misy moa ireo torohevitra samihafa natao hanampy amin’ny famenoana ny formulaire izay hita ao amin’ny sous-menu « AIDE AU REMPLISSAGE DE L’ANNONCE » ao amin’ny « GUIDES POUR LES ANNONCEURS ».

Lieux

Cette rubrique présente les lieux historiques, les lieux d’intérêt et les sites touristiques, les musées, les circonscriptions administratives telles que des provinces, des régions, des districts et des communes… Ainsi, il pourrait y avoir, par exemple, un site présentant une commune où l’on pourra retrouver sa situation géographique, son histoire, les autorités, les personnalités, le coût de la vie, les événements, les professionnels et les entreprises, les services publics et les contacts indispensables tels que les numéros de la gendarmerie, des hôpitaux, des pharmacies, etc.

TOERANA

Natao hampahafantarana ireo toerana mana-tantara, ireo toerana mahaliana sy mahasarika mpizahantany, ireo tranom-bakoka, ireo fizaram-paritra tsirairay eto Madagasikara toy ireo Faritany, Faritra, Distrika, Kaominina… Araka izany dia mety hisy fampahafantarana kaominina iray ka mety ho hita ao ny toerana misy azy eo amin’ny sarin-tany, ny tantarany, ireo manam-pahefana taloha sy ankehitriny ao, ireo olona manana ny maha-izy azy avy ao, ny vidim-piainana, ireo hetsika ho atao ao, ireo matihanina sy orinasa ao, ireo servisim-panjakana misy eo an-toerana sy ireo laharam-pifandraisana ilain’ny rehetra toy ny nomeraon-telefaonan’ny zandarmaria, ny tobim-pitsaboana, ny toeram-pivarotana fanafody…

ÉTABLISSEMENTS

Cette rubrique présente les établissements d’enseignement et de santé, les services administratifs et les bureaux tels que la mairie, le commissariat de police, le bureau des impôts, etc.

TOERAM-PIASANA

Natao hampahafantarana ireo sekoly, toeram-pitsaboana, servisy sy biraom-panjakana toy ny Lapan’ny tanàna, ny Kaomisaria, ny sampandraharaha momba ny hetra… 

événements

Cette rubrique présente des événements tels que des temps de culte, des concerts, des « hira gasy », des bals, des pique-niques, des réunions, des tournois sportifs, des foires, etc.

HETSIKA

Natao hampahafantarana ireo hetsika isan-karazany toy ny fotoam-pivavahana, rindran-kira, hira gasy, bal, fitsangatsanganana, fivoriana, fifaninana ara-panatanjahantena, Foara… 

Personnalités

Cette rubrique présente des personnalités de différentes localités de Madagascar telles que des rois et des reines d’hier et d’aujourd’hui ; des personnes qui ont réussi à faire des choses remarquables sur la scène religieuse, politique, administrative, économique, sociale, littéraire, sportive, radiophonique et télévisuelle, sur les réseaux sociaux… il peut s’agir aussi de personnes peu connues comme des dirigeants et des sponsors sportifs, certains poètes… Ou encore de personnes ordinaires mais avec des visions ou des idées qui peuvent révolutionner dans différents secteurs.

Olona miavaka

Natao hampahafantarana ireo olona manana ny maha-izy azy amin’ny faritra maro eto Madagasikara toy ireo mpanjaka fahiny sy ankehitriny ; ireo olona nahavita zavatra niavaka teo anivon’ny fiangonana sy teo amin’ny sehatry ny politika, fitantanan-draharaha, toekarena, sôsialy, literatiora, fanatanjahan-tena, radio sy televiziona, tambajotra sôsialy… Mety ho olona tsy dia fantatra ihany koa anefa toy ireo mpitarika sy mpanohana hetsika ara-panatanjahan-tena, poeta sasantsasany… Na koa mety ho olon-tsotra saingy manana fahitana sy hevitra miavaka afahana mampivoatra eo amin’ny sehatra samihafa.

Amateurs de musique

Cette rubrique présente les professionnels de la musique passés et présents à Madagascar. Il peut s’agir également de personnes qui ne maîtrisent pas encore la musique mais qui comptent évoluer et rencontrer des personnes qui ont la même passion qu’eux. Ainsi nous présenterons des chanteurs, des DJ, des groupes musicaux, des chorales, des groupes Mpihira gasy, des orchestres, des instrumentistes tels que des guitaristes, des batteurs, des pianistes, etc.

Mpitia mozika

Natao hampahafantarana ireo Matihanina amin’ny mozika fahiny sy ankehitriny eto Madagasikara. Na koa mety ho olona mbola tsy tena mahafehy ny mozika saingy maniry ny hivoatra sy hifanerasera amin’ny olona tia mozika ohatr’azy. Ho hita ao àry ny Mpihira, DJ, Tarika mpihira, Antokom-pihira ara-pivavahana, Tarika mpihira gasy, Orkesitra, Mpanao zava-maneno toy ny Mpitendry gitara, Mpively bateria, Mpitendry Pianô…

Groupes de personnes

Cette rubrique présente l’environnement où l’on retrouve des groupes de personnes, ayant des objectifs communs, de la même idéologie, qui réalisent des activités ensemble… Ainsi nous présenterons les Fiangonana, les communautés religieuses, les associations, les syndicats, les ONG, les partis politiques, etc.

Vondron'olona

Natao hampahafantarana ireo sehatra izay ahitàna olona maromaro mivondrona, manana tanjona iraisana, mitovy firehan-kevitra, manao zavatra miaraka… Koa ho hita ato ny mikasika ireo fiangonana, fikambanan-drelijiozy, fikambanana, sendikà, ONG, antoko politika… 

Professionnels et Entreprises

Cette rubrique présente les professionnels et entreprises des différentes localités de Madagascar. Vous pouvez par exemple vous renseigner sur les bijoutiers ou les grossistes en alimentation d’un district.

Matihanina sy Orinasa

Natao hampahafantarana ireo matihanina sy ireo orinasa isan-karazany any amin’ny faritra samihafa eto Madagasikara. Ohatra, azo atao ny mamantatra ireo Mpanefy firavaka, na ireo mpambongady amin’ny vokatra ara-tsakafo ao amina distrika iray.