Communauté religieuse MODÈLE
LOCALISATION
Toerana misy azy
CATÉGORIES
SOKAJY
NOUS CONTACTER
Hifandray aminay
Hifandray aminay
Ici, vous pouvez fournir des informations supplémentaires sur la manière de contacter les responsables de votre communauté religieuse ou la personne qui publie l'information, telles que
- les horaires,
- les lieux,
- les moyens de communication, etc.
Vous pouvez souligner des mots, les mettre en gras ou en italique, et ajouter des liens.
Eto no anoratana ireo fanampim-baovao izay tokony ho fantatry ny olona te hifandray amin'ny mpitantana ilay antokom-pivavahana na amin'ilay olona manao ilay fampahafantarana toy ny
- fotoana,
- toerana,
- fomba ahafahana mifandray isan-karazany.
Azo atao ny manisy rohy ny teny sasany, manisy tsipika eo ambaniny, manao ny teny 'en gras' sy 'italique'...
ANNONCES
Fampandrenesana
Fampandrenesana
C'est ici que vous pouvez publier des annonces concernant la communauté religieuse que vous souhaitez faire connaître à tous. Par exemple, vous pouvez fournir des informations sur
- les événements sociaux de la communauté comme les décès,
- les événements heureux et tristes vécus par la communauté et ses membres,
- les circonstances encourageantes,
- les changements tels que les programmes, etc.
Vous pouvez présenter l'opinion des membres sur un événement ou sur une situation particulière.
Vous pouvez également encourager les gens à venir ou à participer à une activité.
Vous pouvez souligner des mots, les mettre en gras et en italique, ajouter des liens...
Eto no anoratana ireo filazàna rehetra mahakasika ilay antokom-pivavahana izay tian'ny mpitantana ho fantatry ny rehetra. Ohatra, azo atao ny manao fampahafantarana momba
- ireo zava-misy ara-tsôsialy nisy toy ny fahafatesana...
- ireo tranga mahafaly sy mampalahelo izay niseho tamin'ny fikambanana sy tamin'ny mpikambana,
- ireo tranga mahavelom-panantenana,
- ny zavatra hiova toy ny fandaharam-potoana...
Azo atao ny milaza ny hevitry ny olona momba ny hetsika na zava-misy iray.
Azo atao ihany koa ny manentana ny olona mba ho tonga na hanao zavatra.
Marihina fa azo asiana rohy ny teny sasany, tsipihina, atao 'en gras' sy 'italique'.
ÉVÉNEMENTS À VENIR
Hetsika ho avy
Hetsika ho avy
C'est ici que vous pouvez lister les événements à venir organisés ou auxquels participe la communauté religieuse. Vous pouvez fournir plus de détails.
Vous pouvez également encourager les gens à y assister ou à y participer.
Vous pouvez souligner des mots, les mettre en gras ou en italique, ajouter des liens...
Eto no anoratana ny mikasika ireo hetsika ho avy karakaraina na andraisan'ilay antokom-pivavahana anjara.
Azo atao ihany koa ny manentana ny olona mba ho tonga na handray anjara.
Marihina fa azo asiana rohy ny teny sasany, tsipihina, atao 'en gras' sy 'italique'...
ACTIVITÉS RÉCENTES
Zavatra natao
Zavatra natao
C'est ici que vous pouvez écrire des informations sur les activités récentes. Vous pouvez indiquer divers éléments, tels que :
- le déroulement de ce qu'on a fait,
- l'explication des causes de certains faits,
- l'évaluation de certains événements afin de déterminer si on a atteint l'objectif souhaité,
- les critiques,
- les suggestions pour améliorer les activités futures,
- les décisions qu'on a prises comme l'arrêt d'activités similaires à l'avenir,
- les remerciements des participants,
- l'annonce de la poursuite d'un événement...
Vous pouvez également parler de l'avis des gens sur les activités qu'on a menées.
Vous pouvez souligner des mots, les mettre en gras et en italique, ajouter des liens...
Eto no anoratana ny mikasika ireo zavatra natao teo aloha. Betsaka ny zavatra azo aseho amin'izany toy :
- ny fitantarana ny fizotr'ilay zavatra natao,
- ny fanazavana ny antony nahatonga ny zavatra sasany,
- ny tombana ka ahafahana milaza na tratra ny tanjona na tsia,
- ny tsikera,
- ny soso-kevitra azo aroso ho entina manatsara ny amin'ny manaraka,
- ny fanapahan-kevitra noraisina toy ny hoe tsy hanao intsony ny zavatra toy ireny,
- ny fisaorana ireo nandray anjara,
- ny fanambaràna dieny mialoha ny ho tohin'ny hetsika...
Azo atao koa ny milaza ny hevitry ny olona mikasika ilay zavatra natao.
Marihina fa azo asiana rohy ny teny sasany, tsipihina, atao 'en gras' sy 'italique'.
PRÉSENTATION GÉNÉRALE
Fampahafantarana ankapobeny
Fampahafantarana ankapobeny
IDENTITÉ NUMERIQUE
Kaonty fampahafantarana @ nomerika
Kaonty fampahafantarana @ nomerika
PRÉSENTATION AUDIO ET VIDÉO
Fampahafantarana @ horonampeo sy sarimihetsika
Fampahafantarana @ horonampeo sy sarimihetsika
PRÉSENTATION EN TEXTES ET IMAGES
Fampahafantarana @ lahatsoratra sy sary
Fampahafantarana @ lahatsoratra sy sary
C’est ici que vous pouvez rédiger des informations générales sur la communauté religieuse que vous souhaitez partager. Notez que des sections sont déjà prévues pour présenter
- ses dirigeants,
- ses membres,
- son histoire,
- ses infrastructures,
- sa vision
- et ses projets.
Vous pouvez également utiliser jusqu’à cinq autres sections pour présenter la communauté religieuse.
Si la courte présentation de la communauté a été rédigée en malgache, il est préférable de la traduire en français, et de commencer la présentation par cette traduction.
Vous pouvez souligner des mots, les mettre en gras et en italique, ajouter des liens…
Eto no ampahafantarana ny mikasika ilay antokom-pivavahana amin'ny ankapobeny izay tiana ho fantatry ny rehetra. Marihina fa efa misy fizaràna natao hampahafantarana
- ireo mpitantana ilay antokom-pivavahana,
- ireo mpikambana ao anatiny,
- ny tantarany,
- ireo fotodrafitrasany,
- ny vina,
- ary ny tetikasany.
Ankoatra izany dia mbola afaka mampiasa fizaràna 5 farafahabetsany hampahafantarana azy.
Marihina fa azo asiana rohy ny teny sasany, tsipihina, atao 'en gras' sy 'italique'.
ZONES - Faritra
Dans cette rubrique, vous pouvez fournir des informations sur la zone de répartition des fidèles selon leur lieu de résidence. Vous pouvez ainsi :
- décrire les limites de chaque zone et son nom,
- lister les noms des responsables de chaque zone,
- évoquer les spécificités de chaque zone et les activités que ses membres y ont menées, etc.
Notez que vous pouvez souligner des mots, les mettre en gras et en italique, ajouter des liens...
Amin'ity fizaràna ity dia ny mikasika ireo faritra arakaraka ny toeram-ponenan'ireo mpiangona no ampahafantarina. Azo atao ohatra
- ny mampahafantatra ny soritra mamaritra ny faritra tsirairay sy ny anarany,
- ny milaza ny anaran'ireo mpitantana samihafa arakaraka ny ambaratongan'ilay faritra,
- ny miresaka ny mampiavaka ny faritra tsirairay sy ny zavatra efa natao tao...
Marihina fa azo asiana rohy ny teny sasany, tsipihina, atao 'en gras' sy 'italique'.
SECTIONS - Vovonana
Dans cette rubrique, vous pouvez présenter les différentes sections de la communauté religieuse. Par exemple : la section Enfant, la section Jeune et la section Adulte. Pour chaque section, vous pouvez fournir des informations sur
- les responsables,
- leurs missions,
- les réalisations,
- les projets à venir...
Notez que vous pouvez souligner des mots, les mettre en gras et en italique, ajouter des liens...
Amin'ity fizaràna ity dia ny mikasika ireo Vovonana na Sampana (Mety ho Sampana Ankizy, Sampana Tanora, Sampana Olon-dehibe...) no ampahafantarina. Mikasika ny Vovonana na Sampana tsirairay dia azo atao ny mampahafantatra
- ireo mpitantana,
- ny zavatra ataony,
- ny zava-bita,
- ireo vinavinan'asa tiana ho tanterahina...
Marihina fa azo asiana rohy ny teny sasany, tsipihina, atao 'en gras' sy 'italique'...
COMMISSIONS - Vaomiera
Dans cette rubrique, vous pouvez parler des commissions de l'église telles que Les servants d'autel, L'équipe d'animation liturgique, Justice et Paix, La chorale, FiFaKri, SaSem, VOFAFIA... Dans chaque commission, vous pouvez donner des informations sur
- les responsables,
- l'importance de cette commission,
- les choses réalisés,
- les problèmes rencontrés,
- les projets envisagés...
Notez que vous pouvez souligner des mots, les mettre en gras et en italique, ajouter des liens...
Eto amin'ity fizaràna ity no iresahana ny mikasika ireo Vaomieran'asa ao amin'ny fiangonana toy ny Mpiservy lamesa, ny Vaomieran'ny litorjia, Justice et Paix, Antokom-pihira, FiFaKri, SaSem, VOFAFIA... Amin'ny vaomiera tsirairay dia azo ampahafantarina
- ireo mpitantana,
- ny mahazavadehibe ilay vaomiera,
- ny zavatra efa natao,
- ny olana nosedraina,
- ny zavatra kasaina hotanterahina...
Marihina fa azo asiana rohy ny teny sasany, tsipihina, atao 'en gras' sy 'italique'...
GROUPES - Fikambanana masina
Dans cette rubrique, vous pouvez présenter les groupes au sein de l'église tels que FET, Scout, MDMK, FTMTK, FRMTK, FTK, Equipe de rosaire, Garde d'honneur... Pour chaque groupe, vous pouvez donner des informations sur
- les dirigeants,
- l'importance de ce groupe,
- les choses réalisés,
- les problèmes rencontrés,
- les projets envisagés...
Notez que vous pouvez souligner des mots, les mettre en gras et en italique, ajouter des liens...
Eto amin'ity fizaràna ity no iresahana ny mikasika ireo Fikambanana masina eo anivon'ny fiangonana toy ny FET, Scout, MDMK, FTMTK, FRMTK, FTK, Ekipan'ny Raozery... Amin'ny fikambanana tsirairay dia azo ampahafantarina
- ireo mpitantana,
- ny mahazavadehibe ilay fikambanana,
- ny zavatra efa natao,
- ny olana nosedraina,
- ny zavatra kasaina ho tanterahina...
Marihina fa azo asiana rohy ny teny sasany, tsipihina, atao 'en gras' sy 'italique'...
AUTRES DOMAINES D’ACTIVITÉ - Sehatra hafa iasàna
C'est ici que vous pouvez donner des informations sur les différents domaines dans lesquels la communauté religieuse travaille comme l'éducation, la santé, l'information et la protection des droits de l'homme, l'aide aux prisonniers, la collaboration avec d'autres églises... Vous pouvez aborder ces domaines un par un et parler
- du début,
- de ce qui a déjà été réalisé,
- des problèmes rencontrés,
- des défis actuels,
- des projets,
- des dirigeants et de leurs contacts...
Vous pouvez faire des incitations à l'action...
Notez que vous pouvez souligner des mots, les mettre en gras et en italique, ajouter des liens...
Eto no ampahafantarana ireo sehatra isan-karazany izay andraisan'ilay antokom-pivavahana anjara toy ny fanabeazana, fitsaboana, fampahafantarana sy fiarovana ny zon'olombelona, fikarakarana ny voafonja, fiaraha-miasa amin'ireo fiangonana hafa... Azo raisina tsirairay ireo sehatra ireo ka azo resahina amin'izany
- ny niatombohan'ilay zavatra natao,
- ireo zavatra efa natao,
- ireo olana nosedraina,
- ireo fanamby ankehitriny,
- ireo zavatra kasaina ho tanterahina,
- ny momba ireo tompon'andraikitra sy ny fomba ahafahana mifandray amin'izy ireo...
Eto dia azo atao ny manao fanentanana...
Marihina fa azo asiana rohy ny teny sasany, tsipihina, atao 'en gras' sy 'italique'...
DIRIGEANTS
Mpitantana
Mpitantana
C'est ici que vous pouvez fournir des informations sur la direction actuelle de la communauté religieuse. Par exemple, vous pouvez présenter les caractéristiques uniques de l'équipe dirigeante :
- ce qu'ils ont déjà accompli ensemble,
- les obstacles rencontrés,
- leurs réussites, etc.
Vous pouvez également décrire les projets et les défis de l'équipe durant son mandat.
Notez que des rubriques sont consacrées à la présentation des 10 membres de l'équipe dirigeante. Vous pouvez donc présenter les autres dirigeants ici.
Vous pouvez souligner des mots, les mettre en gras et en italique, ajouter des liens, etc.
Eto no anoratana ny mikasika ireo mpitantana ankehitriny an'ilay antokom-pivavahana. Azo atao ohatra ny mampahafantatra ny mampiavaka azy ireo :
- ny zavatra efa nataon'izy ireo miaraka,
- ny olana efa nosedrain'izy ireo,
- ny fahombiazany...
Ankoatra izany dia azo atao ny mamariparitra ireo tanjona sy ireo fanamby izay tian'izy ireo hatao mandritra ny fotoana hitondran'izy ireo.
Marihina fa efa misy fizaràna natao hampahafantarana olona 10 amin'ireo mpitantana. Noho izany, azo atao eto ny fampahafantarana ireo mpitondra hafa.
Marihina fa azo asiana rohy ny teny sasany, tsipihina, atao 'en gras' sy 'italique'...
MEMBRES
Mpikambana
Mpikambana
C'est ici que vous mettez des informations sur les membres de la communauté religieuse. Vous pouvez par exemple présenter
- le nombre de membres,
- les catégories d'âge,
- les professions de la majorité d'entre eux,
- les compétences de certains membres,
- les collaborations et l'enthousiasme lorsqu'ils effectuent des tâches...
Vous pouvez ainsi citer des exemples concrets.
Vous pouvez également fournir des informations sur les souhaits des membres.
Vous pouvez souligner des mots, les mettre en gras et en italique, ajouter des liens...
Eto no anoratana ny mikasika ny mpikambana ao amin'ilay antokom-pivavahana. Azo atao ohatra ny milazalaza
- ny isan'ny mpikambana,
- ny sokajin-taona,
- ny asa ataon'ny ankamaroan'izy ireo,
- ny fahaizana mampiavaka ny olona sasany,
- ny fiaraha-miasa sy ny fiaraha-mientan'ny mpikambana rehefa manatanteraka zavatra...
Azo atao ny manome ohatra mivantana amin'izany.
Azo atao ihany koa ohatra ny milazalaza ny fanirian'ny mpikambana.
Marihina fa azo asiana rohy ny teny sasany, tsipihina, atao 'en gras' sy 'italique'...
HISTOIRE
Tantara
Tantara
C'est ici que vous pouvez écrire les détails de l'histoire que la communauté religieuse a traversé et que vous souhaitez que le monde connaisse. Par exemple, vous pouvez
- donner des informations sur les personnes qui ont fondé ou amené la religion à l'endroit actuel,
- donner des informations sur la manière dont la communauté a été créée au début,
- donner des informations sur les étapes que la communauté a traversées jusqu'à sa situation actuelle,
- nommer les dirigeants successifs et les particularités de chaque dirigeant...
Vous pouvez ainsi décrire les difficultés que la communauté a traversées, les défis qu'elle a surmontés, les déceptions, les succès...
Notez que vous pouvez souligner des mots, les mettre en gras et en italique, ajouter des liens...
Eto no ametrahana ny fitantaràna amin'ny antsimpiriany ireo zavatra nolalovan'ilay antokom-pivavahana izay tiana ho fantatry ny olona. Azo atao ohatra
- ny mampahafantatra ny momba ireo olona namorona na nitondra ilay fivavahana teo antoerana,
- ny milaza ny fomba nananganana ny trano fiangonana tany ampiandohana,
- mitantara ireo dingana isan-karazany nandalovan'ilay antokom-pivavahana ka nahatonga izao zavatra hita ankehitriny izao,
- mitanisa ireo mpitantana nifandimby sy ny zavatra mampiavaka ireo mpitarika tsirairay...
Ao anatin'izany dia azo atao ny mitantara ireo fotoan-tsarotra nolalovana, ireo fanamby napetraka, ny hadisoam-panantenana, ny fahombiazana...
Marihina fa azo asiana rohy ny teny sasany, tsipihina, atao 'en gras' sy 'italique'...
OUTILS
Fitaovana
Fitaovana
Vous pouvez par exemple présenter des biens immobiliers tels que l'édifice religieux, le terrain de sport, les salles de classes, la salle des fêtes, les chambres d'hôtes, le dispensaire, etc., et leurs usages.
Vous pouvez donner des informations sur chacune d'elles telles que
- l'année de sa construction,
- sa forme initiale,
- la transformation qu'elle a subie et les causes de cette transformation,
- sa taille et sa forme actuelles,
- à quoi elle sert actuellement,
- les choses qu'on peut en faire,
- le responsable de cette propriété,
- le projet prévu pour elle,
- les choses qu'on peut faire pour l'améliorer, etc.
Notes que vous pouvez souligner des mots, les mettre en gras et en italique, ajouter des liens...
Azo atao ohatra ny mampahafantatra ny trano fivavahana, toerana fanaovana fanatanjahantena, efitrano fianarana, trano fanaovam-pety, trano fandraisam-bahiny, tobim-pitsaboana... sy ny ampiasàna azy ireo.
Azo resahina tsirairay ny mikasika ireo toy
- ny fotoana niorenany,
- ny endriny tany ampiandohana,
- ny fiovàna miandalana sy ny nahatonga izany,
- ny halehibeny sy ny endriny ankehitriny,
- ny zavatra atao sy mety ho azo atao aminy,
- ny olona miandraikitra azy,
- ny zavatra kasaina hotanterahina aminy,
- ny zavatra mety ho azo atao hanatsarana azy...
Marihina fa azo asiana rohy ny teny sasany, tsipihina, atao 'en gras' sy 'italique'...
AUTRES RÉSEAUX SOCIAUX ET CONTACTS
Tambajotran-tserasera sy Fifandraisana hafa
Tambajotran-tserasera sy Fifandraisana hafa
Vous pouvez fournir des informations sur les associations de la diaspora de la communauté religieuse à différents endroits, tels que
- son nom,
- ses dirigeants, leurs numéros de téléphone, leurs adresses e-mail, etc.
- ses comptes sur les réseaux sociaux...
Notez que vous pouvez souligner des mots, les mettre en gras et en italique, ajouter des liens...
Azo ampahafantarina eto ohatra ny mikasika ireo fikambanan'ny zanaka ampielezan'ny fiangonana any amin'ny toerana samihafa, toy
- ny anarany,
- ireo mpitantana azy,
- ny laharan-telefaonina sy ny adiresy mail ahafahana mifandray amin'izy ireo,
- ny anaran'ny kaontin'ny tambajotran-tseraseran'ilay fikambanana...
Marihina fa azo asiana rohy ny teny sasany, tsipihina, atao 'en gras' sy 'italique'...
VISION
Vina
Vina
PROJETS
Tetikasa
Tetikasa