À PROPOS
Ny momba ny
SIK-MADAGASCAR-EXT
SIK-MADAGASCAR est une plateforme d’information en ligne sur Madagascar. Vous y trouverez des informations sur les athlètes, les associations, les groupes religieux, les musiciens, les personnalités et bien plus encore. Vous y découvrirez également des présentations d’événements et de produits, ainsi que des annonces et articles de blog.
La plupart des informations disponibles sur cette plateforme proviennent de particuliers, d’associations, d’entreprises… qui y possèdent un compte.
SIK-MADAGASCAR-EXT dia sehatra fampahafantarana an’i Madagasikara amin’ny Internet. HIta ato ny mikasika ireo Atleta, Fikambanana, Antokom-pivavahana, Mozisiana, Ireo Malagasy nahavita zavatra miavaka… Hita ato ihany koa ny momba ireo hetsika sy vokatra, sy ireo fampandrenesana sy lahatsoratra bilaogy.
Ny ankamaroan’ny zavatra ho hita ato amin’ity sehatra ity dia avy amina olona miavaka, fikambanana, orinasa… izay manana kaonty ato.
Événements
Annonces
La plateforme présente les événements à venir à Madagascar, tels que les offices religieux, les manifestations sportives, les concerts, etc. Chaque événement dispose de sa propre page détaillant ses caractéristiques : date, heure, lieu, nom, description, informations sur les participants, inscription, objectif et sponsors. Les événements sont regroupés par type et par lieu.
Fampahafantarana hetsika
Fampandrenesana
Manome vaovao momba ireo ho avy toy ny fotoam-pivavahana, hetsika ara-panatanjahantena, rindran-kira… Ny hetsika tsirairay dia samy manana ny pejiny manokana izay mety ahitàna ny daty, ny ora, ny toerana anaovana azy ; ny anaran’ilay hetsika, ireo mpandray anjara, ny vidim-pidirana na ny saran’ny fandraisana anjara ; ny fomba ahafahana mandray anjara ; ny fampahafantarana ny tanjona, ny mpanohana sns. Ny hetsika tsirairay dia avondrona arakaraka ny sokajiny sy ny toerana anaovana azy.
Annuaire
SIK-MADAGASCAR-EXT est également un annuaire. Chaque publication contient des informations sur leur localisation, les services ou produits qu’ils proposent, leurs numéros de téléphone, leurs adresses e-mail, leurs horaires d’ouverture ou leurs disponibilités, des liens vers leurs réseaux sociaux, et bien plus encore.
Lahatahiry
Ny SIK-MADAGASCAR-EXT dia lahatahiry ihany koa. Ao anatin’ny fampahafantarana tsirairay dia tokony ahitàna ny toerana misy azy, ny zavatra ataony, ny laharan-telefaonina sy ny adiresy mailaka ahafana mifandray aminy, ny fotoana fisokafany na mampahalalaka azy, ireo rohy ahafana miditra amin’ny tambajotran-tseraserany…
Sites Web
Plus qu’un annuaire… des sites internet. Par exemple : pour la présentation d’un groupe religieux malgache, vous pouvez retrouver ses événements à venir, ses activités récentes, son historique, ses dirigeants, ses projets, etc. Des textes, des images, des sons, des vidéos, des fichiers PDF, etc. sont utilisés pour les présenter.
Tranonkala
Mihoatra noho ny lahatahiry tsotra… tena « Site internet ». Ohatra : ny fampahafantarana antokom-pivavahana malagasy iray dia mety ahitàna ny momba ireo hetsika karakarainy, ny zavatra nataony teo aloha, ny tantarany, ny momba ireo tompon’andraikitra ao, ny tetikasany… Ampiasaina amin’ny fampahafantarana ireo ny lahatsoratra, sary, feo, horonan-tsary, rakitra PDF…
Blog
Dans cette plateforme, vous pouvez publier régulièrement des articles sous différents formats : texte et images, audio, vidéo, PDF. Vous pouvez informer sur un sujet spécifique (voyages, technologie, cuisine, etc.), partager des idées ou des opinions, etc.
Blog
Ato amin’ity ‘plateforme’ ity dia azonao atao ny mamoaka lahatsoratra tsy tapaka amina endrika isan-karazany : lahatsoratra sy sary, feo, horonan-tsary, PDF. Azonao atao ny mampahafantatra momba ny lohahevitra iray manokana (dia, teknolojia, sakafo, sns.), mifampizara hevitra, sns.
C'est son propriétaire qui gère directement son "site", et ce sera très simple à faire
Chaque publication contient un formulaire permettant d’insérer et de modifier des informations telles que des titres, des textes, un logo, un slogan, des images, des vidéos, etc., et son propriétaire peut y accéder à tout moment.
Ces formulaires peuvent être consultés à l’avance dans le sous-menu « Voir les formulaires » du menu « Guide pour les annonceurs » et peuvent également être téléchargés. Nous vous proposons diverses astuces pour vous aider à remplir les formulaires dans le sous-menu « Aide pour remplir les formulaires » du menu « Guide pour les annonceurs ».
Ny tompony no mitantana ny « Tranonkalany » ary tena mora no anaovany izany
Ao anatin’ny fampahafantarana tsirairay dia amin’ny alalan’ny ‘Formulaire’ no ampidirana sy hanovàna ireo zavatra tiana aseho toy ny lohateny, lahatsoratra, ‘logo’, teny faneva, sary, horonantsary, rakitra PDF… Afaka manao izany amin’ny fotoana rehetra ny tompon’ilay fampahafantarana.
Azo jerena mialoha ao amin’ny ‘sous-menu’ « Voir les formulaire » ao amin’ny ‘menu’ « Guide pour les annonceurs » ireo ‘Formulaires’ ireo, ary azo sintonina (Télécharger) ny ‘Formulaire’ tsirairay, Misy moa ireo torohevitra samihafa natao hanampy amin’ny famenoana ny ‘Formulaire’ izay hita ao amin’ny ‘sous-menu’ « Aide pour remplir les formulaires » ao amin’ny ‘menu’ « Guide pour les annonceurs ».
Frais de publication les moins chers
Chaque forfait de publication sur cette plateforme est bien moins cher que la création d’un site web. De plus, les associations de mpikabary, de poètes, d’auteurs et autres peuvent créer leurs « sites » sur cette plateforme gratuitement. La publication d’événements tels que les cultes, organisés par des groupes religieux, est également gratuite.
Ny mora indrindra amin’ny fampahafantarana amin’ny internet
Ny saran’ny fampahafantarana tsirairay ato anatin’ity ‘Plateforme’ ity dia mora lavitra raha ampitahaina amin’ny vola lany amin’ny famoronana ‘Site Web’ vaovao. Ankoatra izany ny Fikambanan’ny Mpikabary, Poeta, Mpanoratra… dia afaka mamorona maimaim-poana ny ‘Tranonkalany’ ato anatin’ity ‘Plateforme’ ity. Tsy andoavam-bola ihany koa ny fanehoana ireo hetsika karakarain’ny Antokom-pivavahana toy ny Fotoam-pivavahana.
